Tselatra

INDRAY MIJERY

Tsy niandry! Namoaka ny tetiandro hizarana ny vatsim-pianarana efa-bolana, ho an’ny oniversitem-panjakana rehetra ny minisiteran’ny Fampianarana ambony raha vao nanao fanambarana iraisana ny fikambanan’ny mpianatry ny oniversiten’Antananarivo. Nanomboka ny 24 aogositra ka hatramin’ny faran’ny volana aogositra ny fandoavana ny vola. Voaloa 100% ny tambin-karama nandritra ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC […]

TARATRY ny KANTO

Hanomboka anio, eny amin’ny Ivontoerana ibeazana ara-kolontsaina Volahasiniaina, eny Ambanidia, ny “Antahkarana” andiany fahasivy. Hetsika iray hiofananana maimaimpoana ho an’ireo liana amin’ny zavamaneno ravaka sy ny valiha izy ity. Hamarana ny “Top 33” ny sehon’i Mirado sy ny Reko Band. Fialamboly ho an’ny mpianakavy, hotontosaina eny amin’ny Oceanis park andakana […]

FANTINA sy FINTINA

Mandray anjara amin’ny fivoriamben’ireo filoham-pirenena momba ny “Capital humain en Afrique”, any Tanzania, nanomboka omaly ary hifarana anio, ny filoha Andry Rajoelina. Handaha-teny momba ny “Fam­pandrosoana ny traikefan’ny tanora hiantohana ny ahafahan’izy ireo miasa” izy, anio. Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-67 taonany i Seva Ambony Simon. Tale jeneralin’ny ORTM teo […]

TSELATRA

Olona sivy indray voasambotra tamina raharaha fakana an-keriny zaza varira iray 12 taona, tao Betamenaka, kaominina Ankalalobe, distrikan’i Belo Tsiribihina, afakomaly. Dahalo 10 lahy nirongo basy no tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny azy. Ankizivavy tsy salama saina no niharan’ny fanolanana nataona lehilahy iray 40 taona tao Andratsiolona Andilana Avaratra, distrikan’Amparafaravola, ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Kylian Mbappe, Frantsay mpilalao baolina kitra, vo­nona hanolotra vola maherin’ny 300 tapitrisa euros ho azy ny klioba Al Hilal Arabie Saoudite. Hatramin’ izao, tsy maneho ny heviny mihitsy ity kintan’ny klioba PSG ity. Marihina fa maniry ny ho any amin’ny Real Madrid Espaina, ny lehilahy. Kitra –JIOI, hotanterahina ny alahady […]