Baolina kitra. Tsy afaka ny hiatrika ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, izay hatao eto amintsika manomboka ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao Rakotoarisoa Baggio, Malagasy mpilalao baolina kitra, noho ny ratra mahazo azy. Tsy anisan’ireo mpilalao hifanandrina amin’i Angola ihany koa ny tenany. Mondial vehivavy. Notanterahina, omaly, […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Nafindra toerana any Séoul ireo mpilasy anatin’ny “Jamboree skoto” maneran-tany, andiany faha-25, tanterahina any Saemangeum noho ny ahiahy fa handalo ao ilay rivodoza afaka andro vitsy. Ny fikambanana skoto koreanina no mikarakara ny hetsika. Manana tanora solontena i Madagasikara. Tonga ao amin’ny fari-piadiadiam-pampianarana Amboasary Atsimo ny fiara lehibe mitondra ny […]
TARATRY ny KANTO
5% ka hatramin’ny 6 % eo ho eo, amin’ireo tahirin’antontan-taratasy etsy amin’ny Arsivam-pirenena Tsaralalana ihany no mbola voavadika ho niomerika. Efa afaka jeren’ny olon-drehetra amin’ny alalan’ny teknôlôjia vaovao izy ireo. Mba hisorohana ny fahasimbana na sanatria faharovitan’ny taratasy ny antony. Tontosa sy efa afaka hanatanterahana seho ny Kianjan’ny hiragasy. Miandrandra […]
FANTINA sy FINTINA
Hifarana, anio, ny fifaninanana karakarain’ny Transparency International-IM, anehoan’ireo manan-talenta amin’ny fanoratana sy fandresena lahatra. Lohahevitra : “Taratasy ho an’ny filoham-pirenena ho voafidy…”. Fangatahana mba handroso sy ho lavitry ny kolikoly ny firenena ny fifaninanana. Natao tany Toamasina, afakomaly, ny filankevitry ny governemanta, mitety faritra. Nisongadina tamin’izany ny fampitaovana “Scanner” ho […]
Tselatra
Tratran’ny polisy teny Ambodinisotry, afakomaly tolakandro, ny jiolahy efatra tratra teo am-panendahana olona. Renim-pianakaviana iray avy nijery fitaovam-pianaran’ny mpianatra teny Isotry no narahan’ireto jiolahy ireto. Efa narahan’ny polisy anefa izy ireo ka noraisim-potsiny. Jiolahy iray nitondra antsy lavalela no nifanehatra tamin’ny polisy teny Ankasina, afakomaly. Tovolahy enina izy ireo […]