Fanovana… andraikitra Na inona na inona ataon’ny mpitondra, tsy mety amin’ny mpanohitra avokoa. Izay no hoe asany? Mitsikera, mamaky bantsilana izay tsy mety… Mby aiza? Miara-dalana amin’izany ny fanomezana tolo-kevitra enti-manatsara zavatra, fa tsy sanatria mitsikera ho fanaratsiana, na fanakorontanana, na fandravana, na fanakiviana… Fitsikerana tsy inona fa fahavononana handray […]
Tselatra
Tselatra
Zazavavikely efa-taona sy fito taona no voalaza fa voaolan’ny dadatoany, afakomaly, tao Ambohitrandrina-Bejofo, faritra Alaotra Mangoro. Simba tanteraka izy roa vavy raha fizahana nataon’ny mpitsabo, hoy ny loharanom-baovao iray. Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana ao Ambohibary faritra Amoron’i Mania. Efa inefatra voatafika io tanàna io tao anatin’ny fotoana vitsy ka manao […]
Indray mijery
Nivondrona ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny misehatra amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ao amin’ny faritra Diana. Tanjona ny hanavaozana indray ny drafitra fiatrehana ny hamehana ho an’ny taom-pahavaratra 2022 – 2023 na ny «Plan de Contingence Régional». Tafiditra tanteraka ao anatin’ny asa fiomanana hiatrika ny rivodoza sy ny ranobe, izay […]
Tselatra
Nitrangana fangalarana niteraka famoizan’aina olona tao Ambalamanasy Toamasina, omaly. Maty tampoka ny mpangalatr’omby iray niditra tao anaty vala. Nodoran’ny herinaratra tamin’ny tsy nampoiziný ity lehilahy voatondro ho jiolahy ity. Vokany, maty tsy tra-drano ity jiolahy ity. Nanantontosa fanazaran-tena mifandraika amin’ny fampiasana ireo fitaovam-piadiana ilaina amin’ny fanatanterahana ny asa ny zandary […]
Indray mijery
Nanaovan’ny ONG Cœur et Conscience hetsika manokana ireo zaza tsy misitraka ara-dalàna ny zony tao amin’ny kianja mitafon’Antsiranana I, ny faran’ny herinandro lasa teo. Notontosaina nandritra io fotoana io ny fizarana loka ho an’ireo mpianatra mendrika tamin’ny fifaninanana « Evénement de solidarité », « Génération Cœur et Conscience » ary […]




