Hotanterahina manomboka anio sy rahampitso 7 mey, ny fifanintsanana amin’ny fandraisana anjara ny “FIBA 3 x3 World Cup” ho an’ny sokajy vehivavy, izay atao any Israel. Hihaona amin’ny Ankoay anio ny ekipan’i Republic Czech sy i Aostralia. Efa vonona tanteraka ny Ankoay, vehivavy, tsiahivina fa ny alahady lasa teo izy […]
Other News
Kitra – Atsimondrano Champions League: hiaro ny anaram-boninahiny ny Ste Anne Bongatsara
Hanomboka rahampitso alahady 7 mey, eny amin’ny kianja Ambohimamory, ny andiany faharoa amin’ny «Atsimondrano Champions League» (ACL), taranja baolina kitra. Fifaninanana karakarain’ny solombavambahoaka, Andry Ratsivahiny sy ny Actions Sport. Ekipa 78 avy amin’ny kaminina 26 mandrafitra an’Atsimondrano no hiady izay ho lohany amin’ity. Nambaran’ny mpikarakara nandritra ny fivoriana ara-teknika nanaovana […]
Ligim-paritra U19 : mitohy ny fitiliana ny Barea U20
Ho fiatrehana ny Cosafa U20, hotanterahina manomboka anio, any amin’ny faritra Ihosy sy Mahajanga, ny fifaninanam-pirenena, amboara rezionaly, ho an’ny sokajy U19. Marihina fa natao hitiliana ireo Barea zandrikely ity dingana faharoan’ny fifanintsanana ity. Misy ekipa valo izy ireo no tafita amin’ity dingana manaraka ity, anisan’izany i Sava, Atsinanana, Boeny, […]
Kitra – «Jeux de la Francophonie» : 24 avy eto an-toerana, 6 mila ravinahitra voaantso Barea
Nivoaka, omaly, ny lisitr’ireo mpilalao 30 mirahalahy nantsoina handrafitra ny Barean’i Madagasikara, sokajy U20. Hanao ny fifaninanana ho an’ireo firenena miteny frantsay “Jeux de la Francophonie 2023” izy ireo. Ahitana mpilalao mila ravinahitra 6 ny ekipam-pirenena. Ho fiatrehana ny lalaon’ireo firenena miteny frantsay “Jeux de la Francophonie 2023”, izay hatao […]
“Maninona e” : hisehatra any Toamasina i Hanitra Ranaivo
Handalo an-tanindrazana i Hanitra Ranaivo. Efa maro ireo mpankafy no faly raha naheno izany. Mainka fa hoe hisy ny fampisehoana hataony mandritra izany. Ny efa fantatra aloha dia ny 30 mey amin’ ny 4 ora sy sasany, any Toamasina. Amin’io fotoana io ihany koa no hahafantarana izay ho mpandresy tamin’ny […]






