Hotanterahina any Paris, Frantsa, ny 15 hatramin’ny 17 mey 2023, ny fiadina ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny Slam Poésie. Abdoulanum Abdillah, fantatra amin’ ny anarany entiny miantsehatra “Hichim” no misolo tena ny Malagasy ao anatin’izany fifaninanana goavana eran-tany izany. “Tsy hijery aho hoe iza no mifaninana amiko amin’io fa […]
Other News
“Et si? On se réunissait”: hiray sehatra ny mpanao hatsikana
Tanterahina, anio, ao amin’ ny Kianja Mahamasina, ny seho an-tsehatra iarahana amin’ ny fianakaviamben’ny mpanao hatsikana malagasy, entina mankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana. “Et si? On se réunissait” no lohahevitra sy lohatenin’ny fampisehoana. Ny Komedy Club no mikarakara ny hetsika ary ho avy ao avokoa ny mpanao hatsikana […]
Nivoy ny sôva : nodimandry i Maurice Razafy
Tsy tena nitady ny laza izy… Volamena latsaka am-bovoka anefa, ka namiratra tamin’ny alalan’ny sanganasany teny foana i Maurice Razafy. Izy no lasa fa ny kantony mitoetra, ary namela mamy hoan’ny tontolon’ny mozika ity andrarezina ity. “Izy efa-bavy”, “Voahirana”, “Rasoanantenaina, Ikotofetsy sy Imahakà”, “Tsy ho any”… ireo angamba ny tena […]
ACS: “Tsy fizarana seza ny Tetezamita, raha… “
“Raha ny rivotra mitsoka amin’izao, mankany amin’ny Tetezamita. Eo ny fanapahan-kevitry ny FFKM hanao fihaonambe. Zava-dehibe izany”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Fikambanan’ny CST sy loholona teo aloha (ACS), ny Dr Andriamaholison Jules, teny Antaninarenina, omaly. Raha tsy maintsy ho tonga amin’ny Tetezamita, tsy hizarana seza izany. Ny governemanta hajoro eo, […]
Depiote Randrianasoloniaiko Siteny : “Tsy ilaina ny valifaty politika sy ny hazalambo…”
Nitohy tany Ambato Boeny ny Mihava Tour, notarihin’ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. Navoitrany tamin’izany ny fihavanana. “Tsy hisy ny valifaty politika sy ny hazalambo”, hoy izy. Nanteriny fa ilaina tandrovina ny fihavanana, araka ny hafatry ny papa Fransoa. Nokianiny koa ny ambarany fa “fandrobana” ny tantsaha amin’ny Taxe. 20 Ar izany […]






