Other News

“Prize money” 500.000 Dolara: “Mitaky ny mangarahara amin’ny FMF ny Barea Chan”

Naneho firaisankina amin’ny fitakiana ny mangarahara mahakasika ny “Prize money”, mitentina 500.000 dolara ho an’ny mpilalao sy ny staff, ny Barea nanao Chan Algerie 2022. Raha ny filazan’ireo mpilalao malagasy, efa ela no tonga ilay vola saingy tsy fantatr’izy ireo izay hanaovan’ny federasiona malagasin’ ny baolina kitra izany. “Mitaky ny […]

Ravonison Tintin : “Vahaolana ny fihaonan’ireo filoha telo “

Izy telo mirahalahy izay efa filoha voafidy, Ravalo­manana sy Rajaonari­mam­pianina ary Rajoelina, no tokony hihaona any amin’ny trano fisainan’ny FFKM, raha ny tolo-kevitra naro­son’ny mpandinika rahara­ham-pirenena, Ravonison Tintin, mom­ba ny toe-dra­hara­ham-pirenena. “Mba tsy hisian’ny fanavakavahana, antsoina koa ry zareo Silamo satria samy Malagasy”, hoy izy. Miainga amin’izay ny fanadiovana. Izay tapak’izy […]

KMF/Cnoe : “Tsy vonona hifampihaino isika”

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, omaly, amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao. Nambara fa tsy anisan’ny tafiditra ao anatin’ny lahadiniky ny Ante­­­nimiera ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny fifidianana. “Hi­verina sy hiampy indray ny lesoka izay efa na­nolo­rana sosokevitra tamin’ny fikarakarana ny fifidianana farany teo. Voaporofo fa tsy vonona hisokatra sy hifampihaino […]

Andrianainarivelo Hajo : “Mila hajaina ny lalàna”

Anisan’ireo naneho ny heviny momba ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny filoha nasionalin’ny antoko Mala­gasy miara-miainga, Andria­naina­rivelo Hajo. Niara­hana amin’ny eo anivon’ny Transpa­rency Interna­tional Initiative Madagascar sy ireo mpanao politika hafa izany. Nitovian’ny rehetra hevitra fa mbola maro ny fepetra tsy mbola tafapetraka. Izany anefa no ahafahana mahazo ny fahalalahan’ny asa […]