Other News

Kitra – «Orange Pro League 2023»: fantatra ireo hiatrika ny «Play-off»

Efa nalain’ireo ekipa valo avokoa ny tapakila hahafahana miatrika ny fifaninanam-pirenena “Playoff, OPL 2023”. Anisan’ireo ekipa nahazo izany farany ny Ajesaia Bongolava, izay avy ao amin’ny kaonferansy avaratra. Efa fantatra avokoa ny ekipa 8 tafita hiatrika ny “Play off” avy amin’ny kaonferansy atsimo sy avaratra, fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Orange […]

Tetikasa FYVARY : masomboly tsy voatery hampiasana zezika

Nanaovana andrana sy fanehoana ny tetikasa Fyvary ny lemak’i Volidina, fokontany Antsahatanteraka, kaominina Ankadinondry Sakay, distrika Tsiroanomandidy. Nampiasana masomboly Fyvary 85 sy Fyvary 32 ny velaran-tany maherin’ny 20 Ha sady natao vala tahaka ny nanaovana ny teknika papriz. Natao izao hanatsarana ny voka-bary eo an-toerana sy ho fiaraha-miasa amin’ny tetikasa. […]

Fiarovana ny tontolo iainana : hahazo famatsiam-bola 200 tapitrisa Ar ny tetikasa mendrika

Anatin’ny politikim-panjakana ny fandraisana andraikitra sy fampirisihana ny sehatra tsy miankina hiroso amin’ny fampiroboroboana maharitra ny harena voajanahary. Antony nahatonga ny ministeran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, miaraka amin’ny ny BNI Madagascar niara-niasa. Na­tao sonia omaly, tetsy Ambo­divona, ny fandaharan’asa BNI Lovainjafy. Araka izany, nisokatra niaraka amin’izay ny fifaninanana […]

Fananantany: mitaky ny hanajana ny zon’ny daholobe ny Sif

Amin’ny maha fikambanana fiarahamonim-pirenena (OSC) azy, mijoro eo anilan’ny vahoaka sy ny maro anisa hatrany ny Sehatra iombo­nan’ny fananantany (Sif). Nilaza ny mpandrindra mpanatanteraka (SE), Raparison Eric, omaly, fa maro ny olan’ny fananantany eto amintsika, fa azo adika fa saika mitovitovy amin’ireo tranga telo voarainy daholo izany. Aminy, tokony tsinjovina […]

Tetikasa G3D: miisa 143 ny kazarana hazo sarobidy vaventy fantatra

Sambany nisy tetikasa miompana amin’ny fikarohana siantifika, hamantarana ny karazany sy ny isan’ny hazo sarobidy, toy ny voamboana sy ny andramena ary ny volombodimpoina eto amintsika. Tandindonin-doza anefa izy ireny, ka ilaina ny fitantanana maharitra, nahatonga ny tetikasa G3D. Tohanan’ny Vondrona eoropeanina (UE) ny tetikasa «Fitantanana maharitra ny hazo sarobidy […]