Tao anatin’ny roa andro monja, fito lahy ireo mpitsindrona rongony mahery vaika « héroïne » saron’ny zandary tetsy Anosizato. Mpivarotra io zava-mahadomelina anisan’ny manimba ny tanora io no voasambotra ny 1 mey teo. Naharay angom-baovao tamina tsara sitra-po ny mpitandro filaminana ka nanao ny fisamborana. Nahitana vovoka rôrô tao anaty fonosana tao amin’io […]
Other News
Ambatoroka: lehilahy tratra nangalatra vatokely efatra gony
Hafakely indray ity! Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany faharoa (CSP2) Ambohijatovo teny Ambatoroka, ny alatsinainy teo, ny lehilahy iray tratra nangalatra vatokely efatra gony. Nahazo antso ny polisy, tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro tamin’io fotoana io, momba ny fisiana trangana halatra vato tao amina tokantrano iray. Tonga teny an-toerana ny polisy nanamarina izany ka […]
Fitsaram-bahoaka: jiolahy roa nikasa hanohitra, maty voadaroky ny fokonolona
Noraisim-potsiny! Matin’ny daroka nataon’ny fokonolona ireo dahalo roa lahy tao Ambohitsapana, anatin’ny kaominina Ambohiborona, distrikan’i Faratsiho, ny alahady 30 avrily teo. Nividy mofogasy 80 tao amin’io fokontany io, nampiahiahy ny manodidina ny fihetsiky ny lehilahy iray. Nifanaraka ny fokonolona ka nanara-dia io olona io. Niditra tany anaty vohitra ivelan’ny tanàna izy. Tsikaritr’ireo […]
Tir en l’air du 03 Mai 2023
Les Photos du 03 Mai 2023
Photos : Tiana R. et Fanou






