Other News

Karate malagasy : hatao anio ny « Coupe René Ramanitrandrasana »

Hotanterahina anio eny amin’ny Pic Vert Ambatobe, ny fiadiana ny amboara amin’ ny taranja Karate, mitondra ny anarana “Coupe René Ra­manitrandrasana”. Anisan’ ireo olona nasaina manokana hanatrika ity fifaninanana ity, i Ylias Akbaraly, filoha tale jeneralin’ny Redland, 5ème Dan. Misokatra ho an’ny klioba rehetra ny fifaninanana, anio. Etsy andanin’izay, nifarana, […]

Judo-Tompondaka eran-tany Senior : hisolo tena ny Malagasy i Laura sy i Haingo

Hotanterahina ny 7 hatramin’ny 13 mey ho avy izao, any Doha Qatar, ny fiadiana ny tompondaka eran-tany Senior, taranja Judo. Manana solontena roa i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, ho an’ny sokajy Sé­nior, taranja Judo i Mada­gasikara. Hihazo an’i Doha, renivohitry Qatar Rasoanaivo Razafy Laura (-70kg) sy Ra­miandrisoa […]

Montfort Saint-Gabriel : mankalaza ny faha-8 taona nitsanganany

Nosokafana, omaly, ny fankalazana izay faha-8 taona izay, ka natomboka tamin’ny diabe nanodidina ny sekoly. Hitohy amin’ny fotoam-pivavahana omaly zoma maraina ary nisy ny sahoby ny hariva. Fifa­ninanana Miss & Mister kosa no hatao, anio sabotsy, ka hofaranana amin’ny fifaninanana basikety sy baolina kitra ary fampisehoana hataon’ny Misie Sayda sy […]

Loka « Castell 2023 » : nanadihady ifotony ny mpikarakara

Tonga eto Madagasikara ny solontenan’ny «Fonds Pierre Castel», hijery ifotony mikasika ny lalao «Pris Castel» sy ny fisokafan’ny fihariana miompana amin’ny lalam-pihariana lafiny ara-tsakafo sy ny fandraharana aty Afrika. Voakasik’izany ny sekoly ambony momba ny siansa ara- pambolena sy fiompiana eny amin’ny oniversiten’Ankatso (ESSA). Nihaona tamin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny izy ireo. […]