Hotontosaina rahampitso, eny Antsahamanitra, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny vaky sehatra ho an’ny tarika NyAinga. Mikarakara izany ny fikambanana Malaza ny Gasy. Manampy sy mampianatra ireo ankizy sy tanora sahirana manerana ny Nosy, indrindra ny ankizy kere any amin’ny faritra Atsimo izy ireo amin’ny alalan’ny “école de la chance”. […]
Other News
Festival Somaroho: hisy ny mpanakanto avy ao amin’ny Nosy manodidina
Hetsika iray anisan’ny miavaka ny “Festival Somaroho”. Hiavaka tsy sahala amin’ny nahazatra, tamin’ny andiany teo aloha, ity andiany faha-10, ho tanterahina ny volana Aogositra ity. Tontosa omaly, ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety nampahafantarana ny mahakasika ny “Festival Somaroho”. Hampiavaka ity andiany ity ny maha andiany fahafolo azy. Eo ihany […]
Mihava Tour : any Mahajanga indray, anio, ny depiote Siteny
Hitohy any Mahajanga indray ny “Mihava Tour” ka hihaonan’ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny, amin’ny vahoaka any an-toerana. Hiara-dia aminy ireo depiote ampolony, efa niaraka taminy amin’ny fitsidiham-paritra ataony. Hihaino ny hetaheta sy ny maharary ny vahoaka any an-toerana ny tenany amin’izany. Tsiahivina fa nihazo ny tany Israely ity depiote mitarika ny […]
Ravalomanana Marc : niantso ny hijoroan’ny vahoakan’Antsohihy
Nitohy tany Antsohihy indray ny dian’ny filoha nasionalin’ny antoko Tim, Ravalomanana Marc. Nihaonany amin’ireo vahoaka any an-toerana sady nanentanany ireo olom-pirenena feno taona mba hisoratra anatin’ny lisi-pifidianana eny anivon’ny fokontany. Ny tokony hanamarinana ny anarana sy ny mombamomba ny tena amin’izany lisitra izany. Fotoana nihainoan’ny mpanorina ny Tim ny olan’ireo […]
MMM – Fitoriana tany Fianarantsoa : “Mifanohitra amin’ny lalàna momba ny HCC ny didy”
Nivaly, afakomaly ny fitorian’ny antoko Malagasy miara-miainga nanoherana ny fandrarana hanao hetsika politika. Nitondra fanazavana momba izany didim-pitsarana izany ny birao politika, ny Me Rakotomalala Rija. “Mampametra-panontaniana ny momba ny fampiharana io didim-pitsarana io. Hita tsotra izao fa mifanohitra amin’ny Lalàmpanorenana, lalàna fototra iorenan’ny Repbolika. Mifanohitra amin’ny lalàna momba ny […]






