Hifamotoana eny amin’ny Fifakri Ilafy, manomboka ny 2 hatramin’ny 5 mey izao, ireo olobe avy amin’ireo foko manerana ny Nosy. Handinika ny raharaham-pirenena izy ireo amin’izany ary haka fanapahan-kevitra. Anisan’ny hiompanan’ny dinika ny hananganana ny Antenimieran’ny foko. Nambaran’ny mpikarakara, Rakotondrasoa Noel fa tsy tompon-tanindrazana sy tsy manan-jo amin’ny taniny intsony […]
Other News
Akademia Malagasy : nisy ny fanolorana ny politikan’ny teny vaovao
Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny velakevitra “Fampiharana ny Politikan’ny teny: Ny teny malagasy vaovao”. Ny tolakandron’ny alakamisy 27 avrily 2023, no nanatanterahana azy ity, vela-kevitra tafiditra tao anatin’ny lahadiniky ny fivoriambe iombonan’ny Akademisianina. Andriamihaja Solonavalona, nandalina manokana momba ny abidia sy ny fanisana malagasy, no nitondra ny […]
Samy tompon’andraikitra
Hifarana ny herinandro! Ho lavalava ny fialana sasatra. Hankalaza ny fetin’ny asa isika, ny alatsinainy ho avy izao. Andro iraisam-pirenena, iarahana amin’ny firenena maneran-tany izany. Ho an’i Madagasikara manokana, inona no andrasana ? Inona no mba ho fiantraikany amin’ny mponina, izay iaraha-mahalala fa latsaka anaty fahantrana lalina ? Hatreto hetsika toy ny […]
Fananana tsy ara-dalàna: vola 5,720 miliara Ar, fiara 182 no nogiazana
Am-perinasa tanteraka ny ARAI,ilay rafitra napetraka hamerina amin’ny fanjakana ny fananana azo tamin’ny tsy ara-dalàna. Efa nanageja vola 5,720 miliara Ar sy fiara 182 izy. “Efa be dia be ny kaonty any amin’ny banky voageja. Nefa tsy maintsy mifandray amin’ny banky izahay manontany: ohatrinona marina ny vola amin’ireny kaonty ireny?”, hoy […]
Mahamasina : ramatoa 50 taona tratra nangalatra
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahadimy (CSP5), Mahamasina, ny ramatoa iray 50 taona, afakomaly tolakandro, noho ny halatra nataony. Maro ireo fitarainana voarain’ny polisy miasa eo anivon’ny CSP5 mahakasika ireo olon-dratsy manararaotra isaky ny tsenan’ Alakamisy, ao Mahamasina. Nametraka ny lamina sy ny paikady rehetra mba […]






