Other News

Rugby – « XXL Top 20 » : lavon’ny FTM ny Uscar

Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny Ma­kis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena « XXL Top 20 », taranja rugby. Lavon’ny FTM Manjakaray, tamin’ny isa 40 no ho 24, ny Uscar. Raha hiverenana ny lalao, hita nifandanja tsara ny fifanandrinan’ny roa tonta. Porofon’izany, tsy nahitana “essaie” nandritra ny 26 minitra nilalaovana teo amin’ny fizaram-potoana voalohany, saingy […]

«Trophy Barthès U20»: nosakanan’i Tunisie ny lalan’ny Makis de Madagascar

Tapitra teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny dian’ny Makis de Madagascar, sokajy U20 eo amin’ny fiadiana ny «Trophy Barthès 2023 ». Nosakanan’i Tunisie ny lalan’ny Malagasy. Niondrika teo anatrehan’i Tunisie, tamin’ny isa mazava 50 no ho 10 ny Makis de Madagascar sokajy zandriny U20, teo amin’ny dingana ampahefa-dalana, niadiana ny “Trophy Barthès”. […]

Ambohitrimanjaka : nisy ny fanaovana santa-bary

Nanatontosa ny Alaha­ma­dibe ihany koa ny teny Am­bo­hitrimanjaka. “Alahamadibe Ambonivohitra Ambohitri­man­jaka, Efa-dray Efa-dreny” no niantsoana azy. Ny Zana­drano mpitana fomba, niaraka tamin’ny fikambanana samihafa avy eny an-toerana no ni­karakara ny hetsika. Nam­pia­vaka ny teny Ambohitri­man­jaka ny fisian’ny santa-bary. Nandritra ny Alahama­dibe, nisy ny fanaovana ny santa-bary sy ny famerenan-kasina natao […]