Izay mitranga sy atao rehetra amin’izao, heverina sy tombanana ho misy antony sy dika ary vokatra politika avokoa. Tandindomin’ny fifidianana? Mandeha avokoa ny kajikajy sy paipaika politika rehetra izao; eny, na samy tsy mbola nisy nanambara ampahibemaso na tamin’ny fomba ofisialy ny firotsahan-kofidiny ho filohan’ny Repoblika aza ny ankamaroan’izay fantatra […]
Other News
Lozam-pifamoivoizana : nandriaka ny ra, telo matin’ny moto
Indray mipi-maso dia any amin’ny varotsimifody ireto telo lahy, mpitondra moto. Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina roa samy hafa no nahafaty azy ireo, ny faran’ ny herinandro teo. Hatairana, ranomaso, hiakiakia, tabataba… Izany no nitsenan’ny fianakaviany ny vatana mangatsiakan’ireo roa lahy matin’ ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra Ambodifasina. Tovolahy roa (mbola ao […]
RN4 : fiara nitondra razana nivadika
Nivadika teny ivelan’ny arabe ny fiara nitondra razana, niharan’ny fanakanan-dalana, tao Manerinerina, anatin’ny lalam-pirenena fahefatra, afakomaly. Avy any Mahajanga, nikasa hihazo an’Antananarivo ity fiara tra-doza tampoka ity. “Nisy nametraka hazo lehibe teo afovoan’ny lalana ka niezaka niala izany ny mpamily”, hoy ny fanazavan’ny kapiteny lehiben’ny zandary ao Ankazobe. Nivoaka ny […]
Mandritsara : dahalo saika matin’ny fitsaram-bahoaka
Tratra nangalatra omby, nifanenjehan’ny fokonolona ka niharan’ny daroka sy vono ny dahalo iray tao Ambalavelona Kianga, Kaominina Ambodiamontana, distrikan’i Mandritsara, afakomaly. Nalainy an-tsokosoko ny omby telo tao amin’ny tanàna atao hoe Ankotsohotso sy ny omby iray hafa tao Ambalavelona. Nampandre ny fokonolona ny tompon’ny omby very. Natao ny fivoriana ka […]
Soavinandriana : tovolahy nanolana vaviantitra nidoboka am-ponja
Noteren’ny filan-dratsiny, nidoboka am-ponja vonjimaika ny lehilahy iray saika hanolana ramatoa 70 taona tao Ampitsaharana, Soavinandriana, afakomaly. Niditra an-keriny tao amin’io vaviantitra io ity mpanolana ity. Noferany tsy hiloa-bava ilay ramatoa. Notolominy teo ambony fandriana avy hatrany ity farany. Niezaka hiala saingy tsy afa-nanohitra ny tanjak’ilay lehilahy izy. Norahonany hovonoina […]






