Samy milomay ! Manao izay ho afany avokoa ny ankolafin-kery politika ankehitriny. Anisan’ny manao befiavy ny mpitondra. Manao angaredona manerana ny Nosy. Taorian’ny tapany avaratra sy tany Amoron’i Mania, any atsimo indray ny fotoana manomboka anio. Eo ny resaka lalam-pirenena faha-13, fa anisan’ny anton-dia ny resaka ady amin’ny kere. Zava-dehibe roa […]
Other News
Voaroba 10 tapitrisa Ar…: vehivavy nokendaina bodofotsy, notontaina vazy ny lohany
vonoina tamin’ny fomba feno habibiana ka hita faty tao an-tranony ao Amboalefoka, Anjeva Gara, ny talata teo, ny renim-pianakaviana iray 36 taona. Notontaina vazy ny lohany mialoha ny nanakendana azy tamin’ny bodofotsy… Nampihoron-koditra! No Valifaty sa asan-jiolahy? Nofatorana tamin’ny tadina chargeur ny tanany, notontaina vazy ny lohany, avy eo nokendaina […]
Vono olona : mpiambina taloha, ahina ho nahavanon-doza
Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha momba ilay vono olona mahatsiravina niseho teny Ambatolampy Tsimahafotsy, ny talata teo. Raim-pianakaviana iray 63 taona no maty tamin’ny fomba feno habibiana. Lasan’ireo tsy mataho-tody ny moto marika Peter 250 cc sy ny findainy. Fantatra kosa amin’izao fa efa “tracé” manodidina an’i Talata […]
Itaosy : tambajotran-jiolahy mpangalatra moto voasambotra
Vehivavy mitaizakely ny iray tamin’ireo efatra mianadahy voasambotry ny mpitandro filaminana mahakasika halatra moto tetsy Itaosy, ny alarobia teo. Nisy naka tao amina tokantrano iray ao Antsahakely ny moto iray, tamin’ny 2 ora sy sasany maraina. Nanao fitarainana ny tompon’ny entana very ka natao ny fikarohana. Niara-niasa tamin’ny olon-tsotra ny […]
Fanamboarana pasipaoro : olona 4 voasambotra
Nisy fofon-toaka ireo roa lahy tamin’ireo olona efatra mpanakorontana filaharana hanao pasipaoro voasambotry ny mpitandro filaminana tetsy Anosy, afakomaly. Milahatra vao maraimbe ireo mpangataka pasipaoro . Amin’ny 3 ora sy sasany maraina izy ireo dia misy milaza tonga eny an-toerana. Vokatr’io filaharana io anefa, miady handeha aloha ireo olona sasany […]






