Other News

« Mibala Tournament »: hafana ny lalao famaranana rahampitso

Ho fantatra rahampitso ala­hady 23 avrily izay ho tom­pondakan’ny andiany voalohan’ny fifaninanana “Miba­la Tournament”, izay hatao ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Lalao basikety karakarain’ny ISPM (Institut Supérieur Polytech­ni­que de Madagascar) ho an’ny Oniversite. Hafana tanteraka io rahampitso io, araka ny nambaran’ny Talen’ny serasera eo anivon’ny ISPM, Ra­baonary Tantely. Ankoatra ny […]

Olan’ny rugby: miziriziry ireo ligy voasazy

Na efa namoahan’ny Ma­la­gasy Rugby sazy sy efa nam­panantsoin’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana aza ireo ligim-paritra (Vakinan­karatra, Betsiboka, Menabe), mbola mikiry manohitra ny rafitra mpitantana ihany. Na­natanteraka fivoriambe tsy ara-potoana indray izy ireo, niaraka tamin’ny ligin’i Ma­tsiatra Ambony sy Diana, ny talata lasa teo, teny amin’ny UCM Ambatoroka. Natre­hin’ny solontenan’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena […]

Rugby vehivavy – «Sevens challenger series»: fandresena 1 sy faharesena 2 no azon’ny Makis

Teo ho eo ny vokatra azon’ny Makis de Madagascar vehivavy, teo amin’ny fiadiana ny “Sevens challenger series”, ho an’ny rugby lalaovina olona 7. Faharesena indroa misesy ary fandresena indray mandeha no azon’i Madagasikara, tao amin’ny vondrona nisy azy. Nahazo isa 3 ny Makis Ladies, teo amin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana […]