Hetsika “Stand up” roa samy nanana ny maha izy azy no tontosa ny alarobia 12 avrily 2023. Nisy ny tao amin’ny Kolejy Masina Misely Amparibe, ny maraina. Teo ihany koa ny teny amin’ny Kinga Mahamasina, ny tolakandro. Samy “Stand up” avokoa no naseho tao anatin’izany. Tafiditra ao anatin’ny fanatrarana ny […]
Other News
« Rindran-kira ho anao » : mpanakanto maro hifarimbona ao amin’ny CCEsca
Tarika sy mpanakanto maro no hifandimby hiaka-tsehatra. Ao ny tanora fa tsy vitsy ihany koa ireo zoky itoeran’ny traikefa. Ny iraisana, samy manasongadina ny hasin’ny teny sy ny soatoavina malagasy izy ireo ka hitondra izany mandritra ny « Rindran-kira ho anao ». Tarika sy mpanakanto mahatratra 20 eo ho eo no indray […]
Farita arovana: omena lanja ny fomba ara-drazana any Andapa
Paikady mahomby ho enti-miaro sy mitantana maharitra ny faritra arovana (AP) any amin’ny distrikan’ Andapa, ny fanomezan-danja ny fomba ara-drazana sy ny fandraisana andraikitra ny eny ifotony. Ireo ny tsoa-kevitra nivoitra tany an-toerana nandritra ny fivoriana teo amin’ny minisitera, ny tompon’andraiki-panjakana, ny mponina, ny fikambanana, ny mpitandro filaminana. Teo koa […]
Asa Avotra Mirindra-Fid : mahavita harona 200 isan-kerinandro i Augustine sy ny namany
Anisan’ny nisitraka ny tetikasa Asa Avotra Mirindra notohan’ny Tahirimbola ho an’ny fampandrosoana, Fid, Rtoa Razafindravao Marie Augustine. Monina any Ankianjabe, any Tranovondrona, distrikan’Isandra. Maty vady izy, manan-janaka dimy. Nambarany fa tsy nahatsapa ny lanja ara-toekarena mikasika ny asa tanana mandrary izy talohan’ny nahazoany fanampiana avy amin’ny tetikasa Asa Avotra Mirindra. […]
BNI : tohanana ny mpandraharaha madinika
Mpiara-miombon’antoka tamin’ny hetsika fihaonambem-paritry ny fandraharahana, na BFR (Business Forum Régionaux) ho an’ny faritra Alaotra Mangoro, Atsinanana ary Analanjirofo ny banky BNI. Nikarakara azy ny EBD M, izay natao tany Toamasina, ny herinandro lasa teo. Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra ny banky BNI, ka nitondra ny teny Rtoa Rakotovao Hanta, talen’ny […]






