Other News

ONE : manan-kery ny fahazoan-dalan’ny Base Toliara

Nihaona tamin’ny tale jeneralin’ny Ofisim-pirenena mikasika ny tontolo iainana (ONE), Rakotoson Rija, ny ben’ny Tanànan’ Ankilimalinike, Toliara II, Mahatoro Longin, ny alakamisy lasa teo. Voakasik’izany ny fahazoan-dalana ara-tontolo iainana (EIE), efa azon’ny orinasa. Notaterin’ny ben’ny Ta­nàna, Mahatoro Lon­gin, ny tena zava-misy any an-toerana amin’izao fotoana izao, misy ny toeram-pitrandrahan’ny orinasa […]

Basikety: mpitsara 38 nahavita fiofanana

Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fiofanana ho mpitsara, andiany «Taratra», nokarakarain’ny ligin’Anala­manga, taranja basikety. Mpiofana 38 mianadahy, 10 ny vehivavy, no nisitraka izany fampiofanana izany ary nahazo mari-pankasitrahana. Nizara sokajy roa izy ireo, ka nisy ireo tanora na «Jeunes arbitres» miisa 10 ary mpitsara zokiny kosa ny ambiny. Tafiditra […]

Lifeskills Fanoitra-MJS : tanora 6000 nahazo mari-pandraisana anjara

Tontosa ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fanolorana ny mari-pandraisana anjara, ho an’ireo tanora niatrika ny Lifeskills Fanoitra. Fiofanana nitondra ny lohahevitra “Culture et Vision”, nokarakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Tanora 6000 eto amin’ny faritra Analamanga no nisitraka izany ary mbola hahazo ny anjarany ireo […]

Motocyclisme : lany filoha vaovaon’ny FMAM i Jean Gabriel Harison

Taorian’ny fitantanan-dRa­zafimahefa Tsirava, filohan’ny federasiona malagasy Auto-Mo­tocyclisme (FMAM ) teo aloha, nahazo mpitondra vaovao ny FMAM. Voafidy hitantana ny Motocyclisme eto Madagasikara mandritra ny efa-taona manaraka i Jean Gabriel Harison. Lany 100% tamin’ireo filohan’ny ligy roa amin’ny telo nanatrika ny fifidianana notanterahina teny Am­bohidahy, ny sabotsy 1 avrily lasa teo, […]

Orange Pro League: tafita sahady amin’ny « Playoff » ny Fosa Jr

Fosa Junior no ekipa voalohany tafita avy hatrany hiatrika ny “Playoff” amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League”, taranja baolina kitra, taom-pilalaovana 2022-2023. Ma­nana isa 28 ao amin’ny kaonferansy avaratra izy ireo. Lavon-dry Dax sy Jean Yves, mpilalaon’ny Fosa Jr, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Tsaramandroso Formation FC (TFFC), nandritra […]