Ny faran’ny herinandro teo, nanefa ny adidiny namboly hazo ny Fikambanan’ny mpanao gazety misahana ny tontolo iainana (AJE)* teny Isoavina Ambanitsena tao amin’ny Saf FJKM. Manana teknisianina manokana ny Saf FJKM, Atoa Dada, momba ny fambolen-kazo nanazava ny tokony hatao. Gazety Taratra(*) : Azonao lazaina fohy ve ny Saf FJKM eto Isoavina […]
Other News
Moto nifandona tamina kamiao: Zazalahikely 3 taona sy ny mpitaiza azy naira-maty
Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’ny lalam-pirenena fahaefatra lalan’ny atody, ny sabotsy teo. Ankizilahikely iray vao 3 taona sy ny lehilahy iray 40 taona mpitaiza azy no indray namoy ny ainy. Avy any Antanetibe Mahazaza ilay moto, nanao taingin-telo nisy an’ilay zaza. Kamiao iray avy aty Mahitsy, mifanohi-dalana aminy kosa ilay […]
Rugby – XXL Top 20 : faharesena fanindroany ho an’ny JSTA Ambondrona
Niditra teo amin’ny andro faharoa ny fifaninanam-pirenena taranja rugby “XXL Top 20”, omaly alahady. Fihaonana notanterahina tetsy amin’ ny kianja Makis Andohatapenaka. Mbola tojo faharesena indray ny JSTA Ambondrona, nanoloana ny SCB Besarety, tamin’ity. Niondrika tamin’ny isa 30 no ho 21 ry zalahy. Nifandimbiasana ny nitarika ny isa teny amin’ny […]
Loholona Eddie Fernand: nidina ifotony tany Sava…
Nitohy ny herinandro teo ny fitsidihan’ny loholona, i Eddie Fernand ny tany Sava. Niatrika hetsika samihafa tany an-toerana ny tenany. Nivoitra tamin’izany ny famoahana ireo polisy monisipaly, tao Antalaha. Nankasitraka ny fanatrehany izany ireo nandray fitenenana. Zava-dehibe rahateo ny fampanjakana ny fandriampahalemana. “Porofo izao fa miahy mandrakariva ny kaominina ny […]
Jiu-Jitsu : hifantenana izay hanao « Mondial 2023»
Notanterahina tao amin’ny kianjakelin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, ny fifaninanana nasionaly “Nach No- Gi 2023” andiany voalohany, amin’ny taranja Jiu-Jitsu. Natao hifantenana mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hanao ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany na “Mondial 2023”, any Abu-Dhabi,ny 23 novambra ho avy izao ny fifanintsanana. Araka […]






