Nanatanteraka fitsidihana ny akany Avoko Faravohitra, ny zoma 10 marsa 2023, i Tayc. Hetsika tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanany ao anatin’izao fandalovany eto Madagasikara izao. Tafatafa sy resadresaka no nameno ny fihaonana teo amin’ny ankizy tezaina ao amin’ity akany ity sy ity vahiny mpanakanto vahiny. “Tombony lehibe ho anay ny fitsidihana […]
Other News
Fiofanana andiany faha-III: « Mifamatotra ny valiha sy ny fanahy »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-III ny fiofanana karakarain’ny vondrona Valihan’Ikaky. Lohahevitra amin’ izany ny « Fifamatoran’ny valiha sy ny fanahy ». Nomarihin’ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ity vondrona ity fa « adidy lehibe ho anay ny manome ny fototra sy fahalalana mafy orina ho an’ ny taranaka aty aoriana mba hahatonga azy ireo […]
Sarimihetsika : misokatra ny Laza Production
Retsanga Lazasoa, roa taona nilonana ao anatin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy. Maro ny horonantsary nahafantarana azy, indrindra ny tany atsimon’ny Nosy. Mieritreritra ny handeha lavitra eo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy izy. Nosokafan-dRetsanga Lazasoa ny trano famokarana Laza Production, izay miezaka manatsara ny tontolon’ny sinema eto an-toerana. Maro mantsy ny lesoka momba […]
Kolontsaina sy serasera: nivoaka ny gazety boky « Hetsika MSK »
Hivoaka isam-bolana ny gazety boky « Hetsika MSK ». Hanampy ireo fitaovana fampahafantarana efa misy, izay rehetra mahakasika ny asan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina izany. Avy hatrany dia ireo fandaharam-potoana hitranga mandritra ny volana hitsahina ny ao amin’ ny pejy faharoa… Hanasongadinana ireo fandaharam-potoana ara-kolontsaina sy amin’ny lafiny serasera manerana ny […]
Fiatrehana fifidianana : hanampy amin’ny fanabeazana mpifidy ny Amerikanina
“Miezaka amin’ny fanabezana ny olom-pirenena ry zareo Amerikanina amin’izao. Maivamaivana ihany raha ny olom-pirenena no tsy mahafantatra ny momba ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, taorian’ny nandraisany ny ambasadaoro amerikanina, i Pierangelo Claire teny Alarobia, afakomaly. Mankasitraka ny fijoroana sy ny finiavan’ny Ceni amin’ireo fanamby hiatrehana ny […]






