Nidina hatramin’ny 50 tapitrisa Ar ny vola takin’ireo jiolahy mpaka an-keriny ao Morarano Chrome. Afakomaly, niantso ny havan’ireo takalon’aina ireo olon-dratsy ka nilaza ilay vola tadiaviny. Nifampiresaka an-telefonina ny roa tonta. Niresaka tamin’ ny havany ihany koa ireo olona telo nalaina an-keriny. Ankilan’izay, tsy mbola namaly ny fitakian’ireo jiolahy ny […]
Other News
Vehivavy telo lasibatra: mpanendaka tratra teo Andravoahangy
Raikitra indray ny fifanenjehana teo amin’ny polisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro sy ny tontakely, omaly, teny Andravoahangy. Jiolahy iray mpanao sinto-mahery no tratra tamina elakela-trano iray anelanelan’ny Epi d’Or sy ny Looks Andravoahangy, taorian’ ny fanenjehana. Raha ny fanazavan’ny polisy, nisy vehivavy telo tonga nanao fitarainana tany amin’ny polisy. […]
Vono olona mahatsiravina: lehilahy iray maty notapahin-doha
Raim-pianakaviana iray 50 taona no maty tamin’ny fomba feno habibiana. Nentina nivoaka ny tanàna misy azy izy, nokapain’ireo dahalo ny lohany ary nentin’izy ireo. Ny zoma teo tokony ho tamin’ny 2 ora maraina, notafihina andian-jiolahy ny tokantranon’ity lehilahy ity, monina ao amin’ ny kaominina Vinanitelo, distrikan’i Manakara. Tantsaha izy, varira […]
Tir en l’air du 07 Mars 2023
MX de Provence: Ranty Ernest a connu un souci mécanique
Le motard malagasy Ranty Ernest, a entamé sa première saison pleine dans le championnat régional de Provence le week-end, au motocross (MX), sur le circuit de l’Open de Goult dans la catégorie MX2 et Open. Le résultat n’était pas au rendez-vous pour l’ancien champion de Madagascar. « Un plaisir de reprendre […]






