Saïd Ahmed Saïd Abdillah, président du Parti Comores Alternatives (PCA) au Comores et fervent opposant au président actuel, Azali Assoumani, est sorti de son silence, à l’occasion de la commémoration de l’Accord-cadre de Fomboni le 17 février. Interview. *Les Nouvelles : En tant que Comorien et président du Parti Comores Alternatives […]
Other News
Poopy : « Samy ankafiziko ny feon-dry zalahy ireo… »
D-Lain, Ken ary Tanjona Randrianarivelo no nambara voalohany. Fantatra ihany koa izao fa anisan’ny vahinin’i Poopy i Fy Rasolofoniaina. «Izy manana ny style dia mety be amiko. Toy ny mahazo aina vaovao ilay hira… », hoy i Poopy nandritra ny famerenana niarahany tamin’i Fy Rasolofoniaina. Mbola nohamafisiny izany, nandritra ny fihaonana […]
Dika vilana : Mila ovaina ny « kolontsaina »
Mifangaro voraka ? Rehefa inona no antsoina na sokajiana ho « kolontsaina » ? Mikolo ny saina tokoa ve ilay hitan’ny maso, ren’ny sofina, sns ? Manampy trotraka ny fampifangaroana azy io amin-javatra hafa toy ny zavakanto. Amin’izao vanim-potoana izao vao tazana mazava fa hamehana sy manana endrika petatoko ihany ny nametrahana ny anarana « kolontsaina », […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina rahampitso, eny Antanikatsaka Itaosy, ny lalao miverina eo amin’ny FC Rouge sy ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny andro fahafiton’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra « Pureplay Football League (PFL) ». Mbola manala vela amin’io fihaonana io ny FC Rouge. Mitohy hatramin’ny faran’ny […]
Fief Mada – « Ma-Hery Futsal »: Misongadina ny Oniversite IUM
Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, anio, etsy amin’ ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifanintsanana baolina kitra anaty efitrano ho an’ireo Oniversite, “Ma-Hery Futsal”, karakarain’ny Fief Mada. Anisan’ireo Oniversite tafita hiatrika izany ny IUM. Misongadina izy ireo anatin’ity fifanintsanana ity, satria nahita fandresena telo sy faharesena iray tao anatin’ny fifanandrinana efatra efa […]






