Nirefodrefotra indray ny basy nandritra ny fifandonana teo amin’ny dahalo sy ny miaramila ZDS Ikopa, tao Ankazobe, afakomaly. Maty rotiky ny bala ny dahalo telo lahy nandritra ny fifandonana. Araka ny fampitam-baovao voaray, nandritra ny fisafoana fanao mahazatra nataon’ireo miaramila no nahatrarana ireto dahalo ireto. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny […]
Other News
Fandriampahalemana an-dranomasina : hanome traikefa ny Tafika malagasy ny Tafika indiana
Nitsidika ny tobi-pamaharan’ny Tafika an-dranomasina Antsiranana (BANA) ny masoivohon’ny firenena indianina miasa sy monina eto Madagasikara, Bandaru Wilsonbabu niaraka tamin’ny delegasiona notarihiny, ny talata 28 febroary 2023. Nandray ny delegasiona ny kaomandin’ny BANA, ny capitaine de vaisseau Ramorasata Dimbiharivony Gislain, notronin’ny kaomandin’ny ZDS Ankarana, ny Jly Montrouge John Fitzgerald. Voaresaka […]
Masoivohon’i Rosia: mikendry ny fandriampahalemana any Ukraine
Manoloana ny ady any Ukraine. Mitandro ny hisian’ny filaminana maharitra any an-toerana ny masoivoho Rosianina eto Madagasikara. Mba hitandroana ny fandrianam-pirenena sy ny fandriampahalemana. Nandray fanapahan-kevitra ny masoivoho rosianina eto Madagasikara mikasika ny ady any Ukraine, omaly. Fa manohana ny hisian’ny fandriampahalemana feno sy marina ary maharitra any an-toerana izy […]
Razafiarison Laza : “Am-bavaloza isika amin’izao fotoana izao”
Miala nenina ? Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Tambaben’ny olom-pirenena nampiraisin’ny andraikitra – Tolona na ny Rassemblement des citoyens responsables fa mandalo fotoan-tsarotra ny firenena. “Maro ireo fihantsiana ady sy korontana hitranga noho ny fahasorenana sy alahelo ateraky ny tsy fisian ny rariny sy ny hitsiny intsony. Tandremo ny fihetsika […]
Fidinana ifotony: manentana amin’ny lisi-pifidianana ny Tim
Tonga hatrany ifotony ny toromariky ny mpitantana ny antoko Tim. Miezaka manentana ny olom-pirenena hisoratra anarana anaty lisi-pifidianana ireo mpikambana eny anivon’ny rantsa-mangaika. Anisan’ny nanao izany hetsika izany ny tanora Tim any Toliary, ny faran’ny herinandro teo. Nanentana ireo tsy mbola voasoratra, hanatona ny biraon’ny fokontany. Tahaka izany koa ny […]






