Other News

Fitantanana ny firenena : Niantso fahamailoana ny depiote Randrianasolo Nicolas

«Ny lalàmpanorenana no nametraka ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, fa tsy araka ny fivoizana ny raharaha etsy sy eroa», hoy ny depiote Ran­drianasolo Nicolas. Niantso ny Filoham-panjakana mba ho mailo ity depiote voafidy tao Betroka ity. Nisarika ny sain’ny rehetra koa izy mba hiray hina ka hanampy ny fitondram-panjakana, […]

Kolonely Randrianirina Michaël: “Efa nandraisana fepetra ny zandary nihoa-pefy”

Nanamafy ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, omaly, teny Ivato, fa efa nandraisana fepetra ny zandary nihoa-pefy. ”Tsy ny zandary no ratsy fa nisy ny nanaratsy endrika”, hoy izy. Niatrika ny fanombohana ny fikaonandohan’ny Zandarimariam-pirenena, teny amin’ny CCI, Ivato, omaly, ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repoblikan’i Ma­dagasikara, ny […]

Tsy ho lelon-jaza

  Nivoaka tamin’ny fahanginany indray aloha ilay bokotra dimy, nesorina tamin’ny toerany iny. Nilaza fa efa tadiavina sy ho samborina izy, hono! Tsy hay intsony izy ity fa dia hilalao fangala-piery eto indray isika mianakavy. Hiverina amin’ny fiandohany ny tantara raha ny tian’ny sasany hatao sy haverina eto amin’ny tanàna. […]