Nidina tany Mananjary nitsidika ireo traboina noho ny rivodoza Freddy ny fitondram-panjakana notarihin’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, omaly. Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina izy ireo nandritra ity fidinana ifotony ity. Nankasitraka ny fitondram-panjakana, indrindra ny filoham-pirenena ireo olom-boafidy miahy ny tanànan’i Mananjary. “Sitraka enti-matory izao ataonao anay izao ka valinay rehefa […]
Other News
Mila mandini-tena
Tonga soa aman-tsara tany Mananjary ny Filoham-pirenena, nitondra vonjy ranovaky ho an’ny traboina. Zava-dehibe ho an’ny vahoaka madinika ny fahafoizan-tena sy fanakaikezana ny vahoaka eo ambany fiahiana. Velombolo ny mponina na tsy ahafapo sy hahavaly ny filàn’ny tsirairay aza ny fanampiana. Tsy azo tsinontsinoavina ny firaisam-po sy ny fiaraha-mizaka ny […]
Tsy tafiditra tao amin’ny Magro: nosakanan’ny Emmo-Nat ny fetin’ ny antoko Tim
Tompony nangataka atiny ! Tsy raikitra ny fifampiarahabana tratry ny taona saika hataon’ny antoko Tim, tao Behoririka. Nobahanan’ny mpitandro filaminana ny toerana. Tsy tontosa araka ny nandrafetan’ny tompon’andraikitry ny antoko Tiako i Madagasikara na TIM, eto Antananarivo renivohitra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nokasain’izy ireo natao, omaly. Tsy navelan’ny mpitandro filaminana […]
Tselatra
Nahitana fatim-behivavy iray tao amin’ny fokontany Sazomena kaominina Sahatavy distrika Vavatenina omaly. Maty tao anaty toeram-pitrandrahana volamena ity vehivavy ity. Potika tanterana ilay vata-mangatsiaka ary tsy misy hamantarana azy intsony.
Fivadiham-pitokisana : namidin’ilay lehilahy ny moto namboariny
Nidoboka am-ponja vonjimaika, omaly, ilay mpanamboatra moto nivarotra ny entana napetraka taminy etsy Tanjombato, ny desambra lasa teo. Nampanamboatra moto teo amin’io lehilahy io ny renim-pianakaviana iray. “Nifanaraka izahay fa amboariny ara-dalàna ny moto”, hoy ny tompon’ny entana. Nilaza anefa ilay mpanamboatra fa tsy maintsy mijanona ao aminy ny moto […]






