Taratra, Tselatra Tselatra Written by Adnews on 25 février 2023 infos connexes Minisitra N’Diaye Alice : « Ilaina hajaina ny fiandrianam-pirenena » 31 octobre 2026 Fampitam-pahalalana : Miha maivana ny « hasina » 31 octobre 2026 Madagasikara sy Italie : Miara-miasa mampiroborobo ny kolontsaina sy sarimihetsika 31 octobre 2026 Nahitana fatim-behivavy iray tao amin’ny fokontany Sazomena kaominina Sahatavy distrika Vavatenina omaly. Maty tao anaty toeram-pitrandrahana volamena ity vehivavy ity. Potika tanterana ilay vata-mangatsiaka ary tsy misy hamantarana azy intsony. Partager sur: