Other News

Orange Pro League: nandresy ny Uscafoot sy ny Disciples FC

Notanterahina ny asabotsy sy ny omaly alahady ny andro fahadimin’ny fifaninanana Orange Pro League Mada­gasikara. Nahazo fahombiazana avy hatrany ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga sy ny Disciples FC. Lavon’ny ekipan’ny kaominina tamin’ny isa 3 no ho 1 ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava. Lalao ho an’ny kaonferansy avaratra izay notanterahina teny amin’ ny […]

Basikety-BWB GLOBAL CAMP 2023: mpilalao 40 voalohany mendrika eran-tany i Mathias M’Madi

Mivoatra hatrany ny mpilalao basikety malagasy. Taorian’ny naha voahosotra azy ho mpilalao mendrika indrindra nandritra ny Afrobasket U18 sy ny niatrehan’ny “Camp BWB Africa”, voaantso hiatrika ny “BWB Global Camp” indray, i Mathias M’Madi. Mathias M’Madi, mpi­lalaon’ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay, voafidy ho mendrika indrindra, sady mpampidi-baolina betsaka indrindra nandritra ny […]

AFT : andiany faha-5 ny « Championnat de lecture »

Raikitra ! Hotanterahina ny 1 marsa ka hatramin’ny 11 marsa izao ny « Championnat de lecture » andiany faha-5, na ilay fifaninanana fahaiza-mamaky teny karakarain’ny Alliance Française Antanana­rivo. Ny 18 marsa kosa no hanatontosana ny famaranana. Hifarana ny 22 febroary izao kosa ny fisoratana anarana. Hizara telo ny sokajin-taonan’ny mpandray anjara : 9 ka […]

RFI Talent de rire 2022 : lasan’i Stephan Dipita ny amboara

Natolotra an’i Stephan Di­pita, mpanao hatsikana Came­rounais, ny amboara, vola 4 000 euros, natokana ho an’ny mpandresin’ny “Prix Talenbts du rire 2022” andiany fahavalo. Nandritra ny famaranana ny “Festival Abidjan Capitale du rire” tany Cote d’Ivoire, ny Alahady 12 febroary 2023 no nanatanterahina izany. Mitohy hatrany ny fanatanterahina ny vina apetraky […]

Fimpima 60 taona : alefa « Fb » ny « i-Zara fahendrena »

Tafiditra ao anatin’ny fankalazan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fimpima) ny faha-60 taonany. Noforonina ny fandaharana « i-Zara fahendrena », karazam-panabeazana sy fitaizana ho an’ny rehetra mba ho tonga olom-banona sy hanome hasina ny kolontsaina maha malagasy. Fantatra fa amin’ny alalan’ny « Face­book » (Fb) no handefasana izany isan’andro. Amin’ny 6 ora maraina (Oran’i Madaga­sikara) […]