Tafavoaka sy avotra avokoa ireo olona miisa telo voatsindrin’ny kamiaobe iray tapaka hisatra teny By-Pass omaly maraina. Naresaka maraina teny By-Pass tsy lavitry ny biraon’ny polisim-pirenena. Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo an-toerana tokony ho tamin’ny 07 ora. Kamiaobe iray mpitondra ranotany no tra-doza rehefa tapaka hisatra ka nifatratra tamin’ny sisin’arabe. Vokany, voasarika […]
Other News
Fanafihana Cash point: jiolahy iray lavon’ny balan’ny polisy teny 67ha
Nirefodrefotra indray ny poabasy nandritra ny fifanenjehana teo amin’ny polisy sy ny jiolahy teny 67ha, ny asabotsy alina teo. Nanomboka hatrany Ampasika ny fifanenjehana ka tsy nifarana raha tsy teny 67ha, toerana nahavoatifitra ity jiolahy raindahiny ity. Polisy nanao fanamiana sivily no nifanehatra tamina andian-jiolahy nandeha moto teny Ampasika. Voalaza […]
Lonilony politika? Zaza folo taona notrobarana antsy
Zava-doza no nanjo ny fianakaviana mpanao politika iray, tetsy Andavamamba ny zoma alina lasa teo. Maty noleran’olon-tsy fantatra antsy tao an-trano ny zanany lahikely vao 10 taona. Maty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana i Allan, ny alin’ny zoma 10 febroary teo tamin’ny 7 ora sy sasany. Zazalahy vao folo taona […]
Tir en l’air du 13 février 2023
Dans le cosmos
Sorti en 1997 aux Etats-Unis, Titanic, long métrage culte de James Cameron, est actuellement en projection dans les salles obscures de Cinepax Madagascar Tana Water Front Ambodivona dans ses versions remasterisées 3D et 4K. « En 1997, l’épave du Titanic est l’objet d’une exploration fiévreuse, menée par des chercheurs de trésor […]







