Other News

Takaitran’ny rivodoza : mitohy hatrany ny fanampiana ny any Marovoay

Nigadona any Marovoay omaly, andro vitsy taorian’ny nandalovan’ny filoha Rajoe­lina Andry tany an-toerana ny fiara fitondrana marary “Am­bulance”, araka ny fangahana nataon’ny “Médecin inspecteur”. Natokana ho an’ireo marary eo anivon’ny distrika sy ny manodidina izany ary ampiasaina ao amin’ny Centre Hospitalier de District, ao Fihaonana, Marovoay. Efa nialohavan’ny fanomezana fanampiana […]

Jly Rakotonirina Richard : “Firenena mahaleo tena sy manana ny fiandrianany i Madagasikara”

Nanatanteraka famelabelaran-kevitra, omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Raharaham- bahiny Anosy, mitondra ny lohateny hoe “Madagascar : insularité et contraintes géopolitiques” ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) sady minisitry ny Raharaham-bahiny (MAE) mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard. Novelabelariny nandritra izany fa Nosy manana ny fiandrianany i Mada­gasikara. “Tany mahaleo tena tanteraka sy […]

Eran-tany

« Tsy toeram-pitrandrahana na tany horombahina i Afrika », hoy ny Papa François tany Kinshasa, renivohitr’i RDC. Nanambara izany ny Papa noho ity firenena ity manana harena an-kibon’ny tany isan-karany sy tany mamokatra nefa ny mponina 100 tapitrisa ao aminy miaina ao anaty fahantrana. Manampy izany, mbola anjakan’ny ady an-trano lava ity […]