Other News

Fambolena : nihena 11,93% ny voka-bary tany Alaotra

Nisy ny fanadihadiana nivoaka ny taona 2022, nataon’ny fandaharanasa iraisam-pirenena mikasika ny sakafo, « World food program » (WFP), ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny sakafo (FAO) ary ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), mikasika ny sehatry ny sakafo sy ny fambolena eto Madagasikara, indrindra ny voamaina. Nitombo ny vokatra ny taona […]

Fampiratina roa sosona : tombony ho an’ny mpankafy hosodoko

Hahazo tombony maro ny mpiangaly sy mpankafy hosodoko amin’ity volana febroary ity. Hetsika goavana avokoa no hotanterahina. Etsy anki­lany, misy ny varotra fampi­rantina tanterahin’i Guy Pra­del eny amin’ny Institut Fran­çais de Madagascar na IFM Ana­lakely. Manomboka anio, hifarana amin’ny 25 febroary 2023. Etsy andanin’izay kosa, manatanteraka varotra fampirantina eny amin’ny […]

« Amitié Evangélique Awards 2022 » : Hankasitrahana ireo mpanakanto ara-pilazantsara

Hiditra amin’ny andiany fahefatra amin’ity ny « Amitié Evangélique Awards ». Araka ny anarany, hetsika hankasitrahana ireo mpanakanto mpivoy ny fiderana an-kira tamin’ ny sanganasany nisongadina nandritra ny taona izy ity. Mpikarakara izany ny Amitié TV. Fantatra fa sokajy 14 no hifaninanana amin’ity, raha 10 izany tamin’ny taon-dasa. Ny antony, miankina […]

Aft Andavamamba: tanjona ny famaliana ny filàn’ny tanora

Efa vina napetraky ny Alliance Française, hatramin’izay ny fitaizana sy fanabeazana, indrindra ny tanora. Misy ny hetsika ara-kolontsaina maro ho fampiroboroboana izany. Tontosaina eny amin’ny Alliance Française d’An­tananarivo na AFT Andavamamba ny “Festival Amours en Mots”. Hetsika karakarain’ny AFT, nanomboka ny 30 janoary 2023 ary tsy hifarana raha tsy ny […]