Nihofahofa tao Algérie ary nanakoako manerana an’i Afrika ny Barea de Madagascar, omaly alina. Lasan’ny Malagasy ny laharana fahatelo ary norombahiny ny medaly alimo, tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Chan 2022”. Nentin’ny Barea de Madagascar nody an-tanindrazana ny medaly alimo teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo […]
Other News
Jeneraly Tsaranazy Jean-Emile : “Hanaovana fampielezan-kevitra ny sosialim-bahoaka”
Tsy nitsitsy fitenenana. “Navadiky ny mpikamban’ny governemanta hanaovana ny sosialim-bahoaka, ary hanaovana fampielezan-kevitra eny an-toerana izany ny volam-panjakana natokana ho an’ny fotodrafitrasa”, hoy ny minisitry ny Asa vaventy teo aloha, ny jeneraly Tsaranazy Jean-Emile, momba ny kabarin’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny fanombohan’ny taom-pambolen-kazo tany Ilaka Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’izany […]
Ceni : “Tsy maintsy hita ny vola hanaovana fifidianana”
Namaly ireo mety ho ahiahy sy fanakianana azy ny eo anivon’ny Ceni. Nambaran’izy ireo tamin’izany ny ho enti-manana hanatanterahana ny fifidianana. “Tsy maintsy hatao ny fomba rehetra hahitana ny tetibola hanaovana io fifidianana io. Tsy hoe manana tetibola ny Ceni, fa tsy maintsy mitady amin’ny fitondram-panjakana sy ny mpiara-miombon’antoka vonona […]
Jery taratra…
Efa zotram-pifidianana izao… Nifarana ny fisoratana anarana isan-tokantrano amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Tsy tratra ny vinan’ny Ceni hoe 13,5 tapitrisa ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana. Na ny 10 tapitrisa aza, tsy tratra ny 31 janoary niafaran’ny fanisana mpifidy eny anivon’ny tokantrano. Na izany aza, nambaran’ny eo anivon’ny […]
Jeneraly Camille Vital : “Tsy ho kandidà filoham-pirenena aho…”
Nitondra fanazavana sy ny fijeriny ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Hiaraka isika, tarihin’ny Jly Camille Vital. Notsiahiviny fa tantara sisa ny naha kandidà azy ka tsy hilatsaka intsony izy na eo aza ny traikefany. Mpanohana ny filoha Rajoelina Andry ny Hiaraka isika ary tsy mpamadika ka hanohana azy izy ireo […]







