Harenina haingana, saingy manara-penitra. Araka ny tapaka nandritra ny Filankevitry ny minisitra farany teo, hatao faran’izay haingana ny fanarenana ny tilikambon’ny fiangonana protestanta ao Anatirova. Tonga nitsirika ny fanombohan’izany asa maika izany ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, omaly, nomban’ireo solontenan’ny Andriana Merina. «Efa tazantsika manomboka io ny fanarenana […]
Other News
« Tamatave Midera »: nanaka-danitra ny fiderana an-kira
«Tsy mbola nisy seho fiderana goavana toa ity teto Toamasina», hoy ny nambaran’ny mpanentana… mikasika ilay fampisehoana «Tamatave Midera”, notontosaina ny takarivan’ny alahady teo, ankalamanjana nanoloana ny Hôtel de Ville io. Nanomboka ny hetsika ireo fanentanana isan-karazany, narahin’ny soradihy nataon’ny Union mpandihy Tamatave. Nifandimby kosa taorian’izay ireo antoko mpihira avy […]
Fakafaka: Harena ny zanaka !
Manomboka mitsingilaila ankehitriny io fahendrena malagasy io raha atao indray mitopy maso ny rindram-piarahamonina misy ankehitriny. Tsy ny endrika ivelany isehoan’ny fitiavan-janaka no tsy ananan’ny Malagasy intsony fa ilay fametrahana ny zanaka ho harena mihitsy. Harena ve ka hatao tsinontsinona ? Tsy ny fanipatsipazana ireo haingitraingitry ny tanora ho an’ny […]
IFM Analakely: hahazo ny anjarany ny ankizy amin’ny hetsika “Zaza mifety”
Latsa-danja ny hetsika ho an’ny ankizy, indrindra ny lafiny koltoraly eto Madagasikara. Izany indrindra no hisian’izao hetsika izao hanatrarana ny vinan’ny IFM amin’ny fampiroboroboana ny kolontsaina. Hotontosaina ny 25 febroary 2023 hatramin’ny 4 marsa 2023 ny “Zaza mifety”. Hetsika karakarain’ny Institut Français de Madagascar na IFM eny Analakely iarahany miasa […]
Mampikony : nahazo fanampiana ireo traboina
Maherin’ny 4 000 ireo traboina vokatry ny fandalovan’ ny andro ratsy Cheneso tao Mampikony. Tsy niandry ela fa nidina ifotony nijery ny zava-misy tao an-toerana, nisolo tena ny fitondram-panjakana, ny minisitry ny Mponina, Soafilira Princia, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ny nomena ireo traboina tamin’izany ny vary, voamaina, “seau”, lovia, sotro, […]






