Other News

Les arrivistes en meute !

Presque au grand complet, prenant tous des aires de Sainte Nitouche, les arrivistes croient que l’heure a sonné…de leur réveil tardif peut-être, après des années de léthargie voire d’hibernation politique. Sous un temps pluvieux, dans un contexte de marasme économique avec comme toile de fond les élections, les affamés du […]

582 personnes évacuées d’urgence: les intempéries ont fait céder la digue de Sisaony

Les intempéries qui durent déjà plus d’une semaine, ont fait sortir la Sisaony de son lit, dans la nuit d’avant-hier. Les opérations de secours menées depuis la nuit de jeudi se sont poursuivies jusqu’à la matinée de vendredi, pour évacuer jusqu’ici 582 habitants. La Capitale n’est pas épargnée par la […]

Saika hovonoina… Notsetseman-dreniny tamin’ny tanana ny oron-janany

Noho ny fahantrany, nokasain’ny renim-pianakaviana iray  hotaperina ny ain-janany tao Morafeno-Toamasina, ny alin’ny alarobia teo. Nipetraka teo amin’ny sisin’arabe, sendra nandalo teo anoloan’ireto telo mianaka mpangataka an-dalambe ny sekretera jeneralin’ny kaominina ambanivohitr’i Toamasina. Tsikariny tamin’izany fa tsindrian’ilay reniny ary tereny eo amin’ny vavaorony ilay zanany lahikely. Matory eo akaikin’io ramatoa […]

Manasa-dalana « Mondial Hand 2023 »… Hanala vela amin’i Soeda i Frantsa

Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana “Mondial Handball 2023” lehilahy i Frantsa.  Araka izany, hanala vela amin’i Soeda izy ireo anio, any Stockholm. Raha hiverenana ny lalao ampahefa-dalana, lavon’ny Les Bleus tamin’ny isa 35 no ho 28 i Alemaina. Fihaonana izay natao tany Pologne, ny alarobia lasa teo. I Soeda kosa […]

Fiaraha-miasa… Manohana an’i Madagasikara hatrany ny fanjakana Indianina

“Vonona hatrany izahay ny hanohana an’i Madagasikara eo amin’ny lafiny fiarovana an-dranomasina, ny fampianarana, ny fahasalamana, ny fizahantany ary ny teknolojia, toy ny fiaraha-miasa rehetra efa nisy hatramin’izay”, hoy ny masoivohon’ny Repoblika Indianina miasa sy monina eto Madagasikara, Bandaru Wilsonbabu. Nandritra ny fankalazana ny faha 74 taonan’ny fetim-pirenena indianina no […]