Other News

Fadintseranana malagasy: 4240 miliara Ar ny hetra nampidirina tamin’ny 2022

Nankalazaina tany Antsirabe ny 26 janoary 2023 teo ny Andro eran-tany ho an’ny fadintseranana. Nankalaza izany koa ny tany amin’ny faritra rehetra misy fadintseranana eto Madagasikara. Niompana tamin’ny lohahevitra fanohanana ny tanora ny fotoana, natrehan’ny mpianatra maro sy sokajin’olona samihafa. Lohahevitra naroson’ny Fiombonamben’ny fadintseranana eran-tany (OMD) ny hoe  « Fano­hanana ireo […]

Kitra – «Chan 2022»: efa mahazo 1 840 000 000 Ar ny Barea

Navoakan’ny kaonfederasiona afrikaninan’ny baolina kitra (CAF), ny vola homena ireo ekipa miatrika ny “Chan Al­gerie 2022”. Mitentina 400.000 Dolara na 1.840.000.000 Ar hatreto ny vola azon’ny Barea de Madagascar, araka ny vaovao hita tao anaty tamba­jotran-tserasera, omaly. Hi­tombo 500.000 Dolara na 2.300.000.000 Ar indray izany raha tafakatra amin’ny dingan’ny manasa-dalana […]

Fitandroana ny fandriampahalemana: tafapetraka ny ivontoerana fandrindrana ny hetsika ataon’ny Tafika

Ho fanakaikezana hatrany ny vahoaka sy ho fitandroana ny fandriampahalemana, tafape­traka ny ivontoerana fandrindrana ny hetsika ataon’ny Tafika eny an-kianja… Notokanan’ny Praimi­ni­sitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Chris­tian sy ny minisitry ny Fiaro­vam-pirenena (MDN) sady minisitry ny Raharaham- bahiny mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard, omaly ny ivontoerana fandrindrana ny hetsik’ireo Tafika […]

AFT Andavamamba : hampiranty ny kantony i Eugene Raharison

Hanatanteraka varotra fa­m­pirantiana eny amin’ny Al­liance Française Antananarivo na AFT Andavamamba, ny 7 febroary hatramin’ny 24 fe­broary 2023, i Eugene Raha­rison, mpanao hosodoko sy sary. “Sourire et Sérénité” io no lohahevitra havoitrany mandritra io fampirantiana io. “Nofidina manokana ny lohahevitra ho fanehoana ny zava-misy iainan’ny olona ankehitriny sy ny fankaherezana […]

Fashionomics Africa – Lamaody: tafakatra famaranana i Sih Rakoto

Anisan’ny sehatra lehibe aty Afrika ahafahan’ny mpamorona lamaody mandray anjara ny hetsika karakarain’ny Fashionomics Africa. Taorian’ny fifanintsanana ny 23 janoary teo, fantatra fa tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe Top 12 hiatrika ny famaranana Rakotoasimbola Si­traka Harimalala na i Sih Rakoto eo amin’ny sehatry ny asa famoronana lamaody sy fitafy ary […]