Other News

Mathyas : nampindramin’ny PSG ny FC Sète 34

Mbola mandeha ao ana­tin’ny fifindrana na “Mercato d’hiver” ny mpilalao ankehitriny. Nomen’ny PSG tolotra hindrana an’i Mathyas, mpilalao malagasy mandritra ity taom-pilalaovana ity ny Fc Sète 34. Vaovao nalaza tao anaty tambajotran-tserasera, omaly. 19 taona Randriamamy Mathyas, ary ao amin’ny Nasional 2 izany izy no hilalao ankehitriny. Tsiahivina fa mpilalao […]

Kitra – «Chan 2022»: nahafaty baolina 5, nidirana 1 ny Barea

Taorian’ny lanonana tsotra nanamarihana ny fiakarana amin’ny ampahefa-dalana, amin’ny “Chan 2022” ny alatsinainy lasa teo, avy hatrany dia niverina an-kianja niko­trana ny Barea. Tsy niandry ela fa tao­rian’ny fahazoan’ny Barea de Madagascar ny tapakila hiatrehana ny dingana ampahefa-dalana, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo mpilalao tsy matihanina […]

SG Madagasikara : hitarina ny efitrano fiofanan’ny AFT

Tsy mionona amin’ny lafiny tontolo ara-bola ny banky Société générale (SG) Mada­gasikara. Misy koa ny tetikasa sosialy hanohanana ny fiaraha-monina. Manome lanja ny fampiroboroboana ny fanabeazana, ny hahaizan’ny da­holobe ny teny frantsay, ny kolontsaina ary ny vaky boky ity banky ity. Isan’izany ny fanampiany ny Alliance française Antananarivo (AFT), ha­nitarana […]

Rio Tinto QMM : hampitombo 10 tapitrisa dolara eo amin’ny RSE

Fanaovan-tsonia fifanarahana miisa telo no tontosa teo amin’ny orinasa QIT Madas­gascar Minerals (QMM) sy ireo mpanjono avy ao Hova­traha, Andranokana, Andra­karaka, Amparihy sy avy amin’ny kaominina Ampasy Nahampoana ary i Mandro­mondromotra.Tao koa ireo mpitrandraka hazo fihinamboa (usufruitiers) avy amin’ny mpiara-monina manodidina ny toeram-pitrandrahan’i Mandena. Manamarika ny fanatanterahana ireo fifampidinihana tamin’ny […]

OMD: mampahafantatra ny asan’ny fadintseranana

Toy ny isan-taona, Man­kalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fadintseranana JID (1) isaky ny 26 janoary ny Fiombonamben’ny fadintseranana maneran-tany OMD (2). Lohahevitra noraisina ny hoe «Fanohanana ireo tanora hoavin’ny firenena : hizarana fahaizana sy hanamafisana ny fahaiza-miasa ao amin’ny fadintseranana». Mankalaza izany ny Fadin­tseranana malagasy rahampi­tso 26 janoary. Amin’ny […]