Nitera-doza ka nahafatesana olona iray indray ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’ orana nisesisesy tao amin’ny distrikan’i Mampikony. Nivadika tampoka teo Antanetilava ny kamiao lehibe iray avy any Tsarahasina nikasa hihazo an’i Mampikony, omaly tolakandro. Nitondra olona vitsivitsy, efa mpandeha amin’io lalam-pirenena io ity fiara ity. “Vokatry ny fiakaran’ny rano, […]
Other News
Trafikana rongony: sivy mianadahy sarona, roa vao nivoaka ny fonja
Voasambotry ny mpitandro filaminana, ny zoma teo, ireo tanora isan’ireo mpivarotra sady mpamboly rongony eto an-drenivohitra. Vao avy namita sazy ny roa tamin’ireo sivy mianadahy. Tratra teny Andrefan’ Ambohijanahary, Manarintsoa izy rehetra ary miandahy miambavy mihitsy. Enina amin’ireo vehivavy avokoa, lehilahy ny telo. Manodidina ny 15 sy 16 taona ny […]
Toamasina: jiolahy novonoina noho ny valifaty i Fidelis
Mitsimbadika ny raharaha, nahafaty an’i Fidelis, izay voalaza fa matin’ny jiolahy tao Valpinson, Toamasina ny 19 janoary lasa teo. Taorian’ ny fanadihadiana nataon’ny polisim-pirenena, mahakasika ilay fanafihana azy sy ny zanak’anabaviny, nantsoina hoe Rolland, dia voamarina fa jiolahy izy. “Ahina ho nikasa handroba ity havany ity izy sy ny mpiray […]
Tir en l’air du 25 janvier 2023
D’un sport à l’autre
Motocyclisme : Avant de mettre le cap sur la France, l’ancien champion de Madagascar de motocross (MX), Ranty Ernest (Lavasanga) organisera un stage de pilotage sur les circuits d’Ambohidava. « Je vous propose un stage de 2 jours, assisté par mon père les week-ends, du 28 et 29 janvier pour les juniors […]






