Other News

« Spass Gasy 2026 » : Fihaonamben’ny Mala­gasy any Allemagne

Raha manana ny « RNS » ny ao France, efa hiditra amin’ny andiany fahefatra ihany koa ny « Spass Gass » amin’ity. Fihaonamben’ireo Malagasy any Allemagne ity hetsika ity, izay hotontosaina ny 23 sy 24 mey izao, any Bonn. Fihaonana ara-kolontsaina sy fanantanjahantena no hatao mandritra izany, raha ny nambaran-dry zareo avy ao amin’ny […]

Madagascar Mozarteum: Ho sarotra hadinoina ny « Concert Lyrique »

Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-166 ny « Concert classique de midi ». Hanana ny hampiavaka azy ny « Concert Lyrique ». Tanora manan-talenta amin’ny fihirana no hiakatra ny sehatra. « Con­cert Lyrique », fampisehoana fahaiza-mihira. Fanam­poro­foana ny fahaizana « milalao » feo eo amin’ny olombelona. Ho tazana avokoa ireo mandritra ny andiany faha-166 amin’ny « Concert classique de midi » […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, eny amin’ny Ininfra Alarobia, ny fifidianana izay ho filohan’ny Fede­ra­sionina malagasin’ny taranja atletisma (FMA). Kandidà miisa telo no hifanintsana, ary 14 ny ligy ara-dalàna afaka hanatrika ny fifidianana. Anisan’ireo kandidà mbola mirotsaka ho filoha moa ny mpitantana ny Fede­rasionina farany teo, Raherison Dominique. Hotontosaina rahampitso, etsy Iavoloha, amin’ny […]

ASIEF : Mbola lany ho filoha i Jhon Love

Notanterahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay ho filohan’ny Asief (Association sportive in­terministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Mbo­la lany hitantana mandritra ny efa-taona manaraka indray ny filoha am-perinasa, Andria­narison Jean Aimé, na i Jhone Love. Kandidà 4 no nifaninana ary miisa 122 no voasoratra tao anatin’ny lisi-pifidianana, […]

Baolina kitra: Hilalao amin’ny klioban’ny BFC i Bolo

Vaovao tsara ho an’ny kitra malagasy! Nalain’ny klioban’ ny BFC Preussen Berlin, klioba divizionina fahefatra ao Alle­magne, i Kanto Fitiavana Voahariniaina na i Bolo, Malagasy mpilalao, araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo, afakomaly. Manana ny lazany ao amin’ny renivohitr’i Allemagne ity ekipa hilalaovan’i Bolo ity. Araka ny fikarohana […]