La forte tempête tropicale Cheneso a provoqué des inondations « catastrophiques » dans la région Boeny. De nombreuses localités, dont une bonne partie de la ville de Mahajanga, se retrouvent sous les eaux. Des centaines de familles ont dû être déplacées dans des sites d’hébergement. Réveil difficile dans la capitale de Boeny […]
Other News
Zaimaika sakafo malagasy
Fanarenan-dalana: tsy voatery hisy antso tolo-bidy
Noresahana nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo ny lalana. Nahatsapa ny fanjakana fa nihazakazakabe ny fahasimban’ny lalam-pirenena nateraky ny vesatry ny fiara mifamezivezy aminy. Lasa niakatrabe tsy mifanaraka amin’ny lanja feran’ny lalàna manan- kery. Fa misy koa ny antony hafa manafaingana ny fahasimbana, toy ny tsy fahampian’ny fikojakojana […]
COI : manentana ny olona ho fiarovana ny harena voajanahary
Mahazo vahana aty amin’ny faritra ranomasimbe Indianina ny fanondranana antsokosoko ireo karazana bibidia sy zava-maniry arovana. Tsy mahakasika ny tontolo iainana ihany ny fiantraikan’ izany, fa eo amin’ny lafiny fahasalamana sy ny toekarena ihany koa. Tombanana 7 hatramin’ny 23 miliara dolara isan-taona ny fanondranana antsokosoko atao amin’ireo, ary betsaka ny […]
Ambositra : tombontsoa ho an’ny mponina ny fiompiana tantely
Naterin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria, ny varotra sy ny fanjifana (MICC), Razafindravahy Edgard, tany Ambositra omaly, ny fitaovana fanodinana tantely ho an’Ambositra, faritra Amoron’Imania. Napetraka tany an-toerana moa ny Vovonana Platmiam* iarahan’ny tantsaha, ny kaoperativa ary ny mpandraharaha mpamokatra tantely iray volana mahery izay. Anisan’ny tompon’antoka amin’ny fampihodinana ny […]






