Nitondra fanazavana ny raharaham-pirenena ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly, tao amin’ny TVM. Anisan’ny nitondrany fanazavana ny momba ny fifidianana. “Efa misy ny tetibola. Efa nanao fifidianana hatrany isika ary nahazo fampitaovana sy vola ny Ceni. Tsy olana ny fanampiana ny Ceni ary tsy maintsy hisy ny fifidianana amin’ity taona ity, […]
Other News
Nitady basy ahofa: dahalo maty voatifitra, voasambotra ny namany
Maty voatifitry ny zandary ny jiolahy iray nitady basy ahofa 4 hetsy Ar tao Manambila, distrikan’i Farafangana, ny talata 19 janoary teo. Anisan’ireo dahalo nangalatr’ omby tao amin’io tanàna io, nanaovan’ny fokonolona sy ny zandary vela-pandrika ity lehilahy ity. Mpiambina ao amina sekoly iray ao an-toerana ihany ny naman’izy io. […]
67 ha: Jiolahy tratra saika hangalatra
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahafito (CSP7) 67 ha, afakomaly maraina ny jiolahy iray nikasa hamaky tranon’olona iray eny 67 ha avaratra Andrefana. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy no nahazo fampilazana izy ireo fa misy olona tafiditra ao amina tokantrano iray ao amina trano iray. Nandeha […]
Haintrano tao Ambatolahikosoa : lasa lavenina ny vola 28 tapitrisa Ar
Saika hividianana fiara, lasa lavenona ny vola nitentina 22 tapitrisa niampy enina tapitrisa tao amina trano iray tao Ambatolahikosoa – Fianarantsoa, ny alatsinainy teo tamin’ny 01 ora maraina. Tsy nisy noraisina, may kilan’ny afo ny trano lehibe iray ny fiandohan’ny herinandro teo. Tsy fantatra mazava ny niandohan’ny afo. Nirehitra ny […]
Ambalavao : vehivavy hita faty tao anaty renirano
Nifampitadiavan’ny fianakaviany, vehivavy 20 taona natsinkafon’ny renirano Sahambano, anatin’ny fokontany Andranovorimboay, kaominina ambanivohitra Ambaninaniroa, distrikan’Ambalavao, ny 18 janoary teo. Taizan’aretina, nivoaka ny trano ka tsy hita ity vehivavy ity. Nanao fikarohana, araka izany, ny manodidina. Ny Alarobia teo, olona sendra nandalo no nahita fatin-javatra natsikafin’ny renirano. Taitra, nampandre ireo mponina […]






