Miisa 48 ireo klioba eto Antananarivo, tonga nanatrika ny fetiben’ny Basikety teny Mahamasina, ny asabotsy lasa teo. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, nandritra io fety io mantsy ny taom-pilalaovana 2023. Araka izany dia nisy ireo lalao famaranana ny taona 2022, teo amin’ny sokajy U19 vehivavy sy lehilahy ary ny N1B. Voahosotra […]
Other News
Handball – IHF Trophy U20: Hihaona amin’i Akio i Rwanda anio
Ho tanterahina androany, any Congo, ny fifaninanana “IHF Trophy continental Afrika U20”. Araka izany dia hifanandrina amin’ny Akio zandrikely lehilahy ny ekipan’i Rwanda, tompondaka tao amin’ny faritra fahadimy. Lalao izay hanomboka amin’ ny 5 ora hariva, ora malagasy. Tsiahivina fa aorian’io lalao amin’i Rwanda io, mbola misy lalao efatra miandry […]
Komity Olympika Malagasy : lany ho filoha faninefany Randrianasoloniaiko Siteny
Nizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fifidianana filohan’ny Komity Olympika Malagasy (Kom), natao tao Toliara, tao amin’ny Hotel Eden Palm, omaly alahady. Lany hitantana ny Kom, faninefany indray Randrianasoloniaiko Siteny. Niarahan’ny rehetra nanaiky fa tsy hisy ny latsa-bato fa “acclamation” ny hanatanterahana ny fifidianana, izay nahalany ny kandida […]
Vondrona «C»: tsy nomen’i Algerie fahazoan-dalana i Maroc
Handray anjara…. tsy handray anjara? Tamin’ny ora farany, tsy mandray anjara ny Liona-n’i Atlas Maroc, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”, tanterahina any Algerie. Raha ny vaovao nivoaka tamin’i Africanews.fr ny asabotsy lasa teo, tsy nomen’ny fitondrana Alzerianina, […]
Kitra – Amboara rezionaly U19 Tafakatra ny ekipan’i Boeny
Nifarana omaly alahady ny fihodinana voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny amboara isam-paritra, taranja baolina kitra ho an’ny sokajy U19. Ny fihaonana notanterahina tany amin’ny kianja Port-Bergé no nanakatona izany. Tafita amin’ny dingana manaraka ny ekipa voafantin’i Boeny, izay nahazo fandresena indroa. Raha tsiahivina, nanilika an’i Sofia, teo amin’ny andro voalohany […]






