Après que le président de la République ait ordonné l’ouverture d’une enquête, pour détournement de fonds alloués par l’Unicef entre 2014 et 2019, cette affaire qui a rapidement pris une envergure internationale, retient maintenant toute l’attention. Parmi les entités et départements étatiques cités par cette agence des Nations unies, le […]
Other News
Hosodoko : misantatra ny fampirantiana i Zonasandratr’Art
Tanterahina eny amin’ny “Galerie d’Art Raparivo”, etsy amin’ny Ivokolo Analakely ny varotra fampiratina hosodoko. Hanomboka ny talata 10 janoary 2023 izany hetsika izany ary tsy hifarana raha tsy ny 25 febroary 2023. Ny mpanakanto mpanao hosodoko Zonasandratr’Art no hisantatra izany fampiratina izany. Varotra fampiratina “peinture acrylique” na hosodoko no misantatra […]
Fitendrena gitara : tombony maro no azo amin’ny fandalovan’i Arnito
Notontosaina nanomboka ny alatsinainy 9 janoary 2023, ary hitohy ny talata 10 janoary 2023 ny fampiofanana sy atrikasa atolotry ny “EGM- Conservatoire de musique” ho an’ny mpiangaly ny fitendrena gitara eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’ny “Masterclass internationale de guitare” ity hetsika ity. Ny hetsika izay efa miditra amin’ny andro fahatelo […]
Fakafaka: Mba tsy ho diso fiantefa ny voka-pikarohana
Na tsy betsaka aza, azo lazaina fa maro ihany ny Malagasy mikaroka eo amin’ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Tsy tafapaka any amin’ny tokony hiantefany akory anefa ireny voka-pikarohana ireny satria tsy ampy na tsy misy mihitsy ny sehatra hivelarana. Tranga fahita sy efa fantatry ny rehetra io. … Fa […]
“Tamatave Midera”: hiray sehatra ry Meva Gospel, TGC ary ry Jaw’s Band
“Aleo atomboka amin’ny fiderana an’Andriamanitra ny taona vaovao”, hoy ny fanentanana. Tarika mpanao gospel malaza telo no hampiaraka ny talentany mba haha goavana ny “Tamatave Midera”… «Midira eo amin’ ny vavahadiny amin’ny fisaorana, ary ao an –kianjany amin’ny fiderana”. Andian-teny ao amin’ny Soratra Masina, nosafidiana manokana hitondrana ny “Tamatave Midera” […]






