Noesorina tamin’ny filankevitry ny minisitra ny tale jeneralin’ny Instat. Nilatsaka ny fepetra sy ny mason-tsivana avy amin’ireo sendika eo anivon’ny Instat amin’ny hisolo ny toerany. “Olona afa-mamaha ny olan’ny Instat no tokony ho tale jeneraly”, hoy ny sendikàn’ny mpiasa « Contractuels » na ny « Syndicat des personnels contractuels de […]
Other News
Rugby : misokatra ny fifindrana klioba
Ao anatin’ny fanomanana ny taom-pilalaovana vaovao 2023 ny rehetra, ankehitriny. Mandritra izany no hahafahan’ireo mpilalao isanisany, mifindra klioba “mutation”. Raha ho an’ny taranja rugby manokana, efa nisokatra nanomboka ny 22 desambra lasa teo izany. Malalaka amin’ny safidiny sy araka izay tiany hifindrana ny mpilalao tsirairay. Tsiahivina fa hifarana ny 27 […]
Kitra any Ivelany: vonona ny hanarina ny lasa i Neymar sy i Mbappé
Hanomboka anio ny andro faha-16 ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa taranja baolina kitra “Ligue 1”. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Paris Saint Germain (PSG) sy ny Strasbourg. Lalao hotanterahina ao amin’ny kianja Parc de Prince, any Paris. Vonona hanarina ny lesoka tamin’ny fifaninanana eran-tany “Mondial 2022” […]
Handball – “Afrique 2023”: hanainga ny 14 janoary ny Akio
Taorian’ny fahavitan’ny IHF Trophy, taranja handball natao teto Madagasikara ny 27 novambra, ka nandrombahan’i Madagasikara ny laharana voalohany ho an’ny faritra fahafito, avy hatrany dia nitohy ny fampivondronana sy ny fanomanantenan’ny Akio de Madagascar, sokajy U20. Mpilalao 20 mirahalahy no miatrika izany. Raha tsiahivina, hanomana ny fiadiana ny ho tompondaka […]
Kitra – «Chan 2023»: niala tao amin’ny Barea i Tsilavina (Drogba)
Toe-javatra sady mahamenatra no mampalahelo no nitranga teo anivon’ny Barea Chan, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nandao ny namany ary tsy ho anisan’ireo ho any Alzeria, i Tsilavina (Drogba). Noho ny tsy fanekena ny fitsipi-pifehezana ny antony. Nambaran-dRakotondrabe Romuald Felix (Roro), mpanazatra ny Barean’i Madagasikara, hiatrika ny Chan 2023, omaly, […]






