Voahosotra ho tompondaka eran-tany fanintelony ny Albiceleste Arzantina. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny “tirs au but”, 4 no ho 2 ny Les Bleus Frantsa. Tratra ny tanjona ho an’i Messi. 36 taona aty aoriana, tompondaka eran-tany indray ny Albiceleste Arzantina. Nahazo kintana fahatelo, ry zalahy ary tratra ny tanjona ho […]
Other News
Fizalaotra – Toamasina : mifanampy amin’ny sosialy sy toekarena
Nifoha tamin’ny torimasony, raha somary nisedra olana sy nangingina ny fikambanan’ny zanaka ampielezan’ Ambatondrazaka, Andilamena ary Amparafaravola, amin’ny hoe Fizalaotra ka monina eto Toamasina. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny efitrano malalaky ny tobin’ny zandary amoron-dranomasina ny fivoriambe nandaniana ny sata sy fitsipika vaovao mifehy ny fikambanana ary taorian’ […]
Andalana hirodana ny harena an-kibon’ny tany
Na izany aza, namoaka fanehoan-kevitra ny vondrona mpandraharaha amin’ity sehatra ity ny taona 2022. Notsorin’izy ireo, fa « eo andalana hirodana ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany ». Efa nisy fotoana nanairan’izy ireo, fa tsy voahaja ny lalàna, tsy mivoaka ny taratasy fahazoan-dalana, efa ho 13 taona izao. Nasongadin’ny mpandraharaha ao anatin’ilay […]
Harena an-kibon’ny tany: tokony hitondra fampandrosoana, saingy maro ny sakana
Voasoratra mazava ao anatin’ny Drafitrasa hisandratan’i Madagasikara (PEM), fa sehatra lehibe hisarihana ny mpampiasa vaola vahiny (IDE), hitondra fampandrosoana ny harena an-kibon’ny tany. Etsy ankilany anefa, mitsotra ny mpandraharaha fa mifanohitra amin’izany ny zava-misy, toy ny tsy fivoahan’ny fahazoan-dalana, ny fihantonan’ny asa fitrandrahana ho an’ireo mpampiasa vola efa eto an-toerana. […]
Haba efa naloan’Ambatovy : 30 miliara Ar tsy voarain’ny kaominina 21
Velon-taraina ireo ben’ny tanàna voakasiky ny tetikasa Ambatovy mitaky ny haba avy amin’ny fitrandrahana kobalt sy nikela izay fantatra fa arotsaky ny Ambatovy amin’ny fanjakana foibe isaky ny telo volana. Misy 21 ireo kaominina mifandray amin’ity tetikasa ity tsy naharay ny anjara volan’izy ireo efa roa taona izao. 30 miliara […]






