Other News

Jery taratra…

Tsy fahatokisam-pitsipahana Nisy ny fiantsoan’ny Antenimierampirenena ny Praiminisitra sy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Nikaton-trano ny fihaonana tamin’izany. Saingy nivoaka tamin’ny tsiliantsofina tetsy sy teroa ihany fa ny Ante­nimierampirenena no hoe manontany sy manara-maso ny asa sy izay ataon’ny governemanta, fa tsy ny mifamadika amin’izay: ny governemanta indray […]

Bianco – Ady amin’ny kolikoly: anaovana angaredo­na ny tambajotran’ny tsimatimanota

Nomarihina, omaly, ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly. Nampita ha­fa­tra momba izany ny eo anivon’ ny Bianco, manoloana ny tranga miseho eto amin’ny firenena. “Tsy maintsy akatona miaraka ireo hirika manome va­hana ny fanaovana tantely afa-drakotra ny volam-panjakana sy ny harem-pirenena. Andao hiara-mientana hitsipaka ny tsikombakomba sy ny tambajotran’ny tsimatimanota […]

Ahina hiverina ny tantara

Mihozongozona ny fahefam-panjakana, tarihin’ny filoha Rajoe­lina Andry. Nandamoaka ny fitsipaham-pitokisana, nikasana han­dravana ny governemanta. Mivadika anefa ny rasa, ny toerana misy ny tompon-trano ao Iavoloha mihitsy izao no tandindonin-doza. Mamay ny toe-draharaha politika. Ho kila forehitra eo izay tsy mahay milalao afo. Mahoraka hatramin’ny fotoana nanoratana ny filazana fa mikiry […]

Nangalatra 7 000 Ar : zazavavikely nafatotra tongotra aman-tanana

«Zanaka tiana tsy hitsitsian-drotsakazo», hoy ny Ntaolo. Mivadika ho heloka bevava kosa rehefa mihoatra ny tokony ho izy. Saika maty noho ny vono nataon-dreniny ny zazavavikely tratra nangala-bola, omaly. Tsy misy fo nangoraka amin’ny maha reny! Sady nodarodarohany no nofatoran’ny ramatoa ta­min’ny tady ny zazavavikely iray, omaly, tao amin’ny tanànan’i […]