Nifarana hatreo ny asa ratsiny! Maty voatifitry ny polisy nandritra ny fikasany handositra ny jiolahy raindahiny iray tao Tsarahambendrana, distrikan’i Farafangana, afakomaly. Voasambotra ny 7 desambra teo, natao fanadihadiana lalina ity jiolahy ity ary niaiky ny heloka vitany. Nambarany ny polisy avokoa ireo asa ratsy rehetra efa nataony. Fantatra tamin’ […]
Other News
Fidorohana rongony: valo lahy noraofin’ny polisy
Lehilahy miisa valo no voasambotry ny polisy, afakomaly, tao amin’ny fokontany Tsiamahavaokely-Morondava. Tratra nifoka rongony ireo lehilahy ireo ka indray noraofin’ny polisy avokoa. Fantatry ny polisy ao an-toerana ny ny fisiana andiana lehilahy maromaro mifoka rongony. Fantatra tamin’izay koa ny toerana sy fotoana fanaovan’ izany. Vokany, nametraka ny paik’ ady […]
Sakaiza manody : tratra ireo nanindrona antsy ny namany
Taorian’ny fahitana vono olona iray teny Dorodosy Imerimanjaka, ny 27 oktobra teo, nidina ifotony nanao ny fikarohana izay nahavanon-doza ny polisim-pirenena teny an-toerana. Roa volana latsaka aty aoriana, voasambotra omaly ireo roa lahy mpamono olona. Marihina fa nipetra-drery ity tovolahy ity ary hita faty tao an-tranony. Nitohy ny fikarohana nataon’ny […]
Mpivady novonoina: hatao hazalambo ilay lehilahy nahavanon-doza
Karohin’ny zandarimaria fatratra ilay lehilahy tompon’omby voatondro nitifitra ireo mpivady havany ny talata teo tao Mandranga, distrikan’Ihosy. Karohina fatratra ilay lehilahy voatondro ho nahafaty ireo mpivady havany tao Mandranga fokontany kaominina Mahasoa ny talata teo. Hatramin’ ny ora nanoratanay farany, mbola anatin’ny fanarahan-dia ny zandarimaria. Zava-doza no niseho tao Mandranga, […]






