Taorian’ny fifaninanam-pirenena, sokajy Junior notanterahina teto Antananarivo, ny volana novambra lasa teo, nanomboka omaly alatsinainy tany Antsirabe indray ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena ho an’ny sokajy rehetra. Fifaninanana hamaranana ny taona 2022, ihany koa ary hetsika faharoa nokarakarainy, taorian’ny nahavoafidy azy ireo, hitondra ny tenisy malagasy. Miisa 120 ny mpandray […]
Other News
Lutte – «Tournoi International de Madagascar»: Nosongonan’i La Réunion ny Malagasy
Nosedraina tamin’i La Réunion ny mpanao lutte malagasy, latsaky ny 17 taona. Fifaninanana hitarafana ny haavo teknikan’ireo kilonga eo amin’ny firenena roa tonta. Resin-dry zareo ny Malagasy, tamin’ity. Notanterahina ny asabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny «Tournoi International de Madagascar», taranja tolona, ho an’ny sokajy zandriny U17 lahy […]
Eran-tany
Mararin’ny Covid izao ny fihodin’ny toekarena any Chine. Ampiharina ny hamehana ara-pahasalamana noho ny firongatry ny Covid amin’izao fotoana izao any Chine. Voadona mivantana ireo indostria samihafa, fitaterana, trano fandraisam-bahiny na fizahan-tany. Misy ihany anefa ny tanàna sasany manalefaka ny fepetra raisina hanomezana aina kely ny toekarena. Tsy mandray solika […]
“Archipelagic and Island States forum”: ahafahana mamokatra angovo ny lomo-dranomasina
Nandray anjara tamin’ny « Blue Innovation Solution Conférence », fikaonandoha hitadiavana ireo fomba fiasa vaovao hiarovana ny harena tontosaina ao Indonesia, ny solotena malagasy notarihin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard, omaly. Nodinihina tamin’izany ny paikady iraisana amin’ny fiarovana ny sisin-dranomasina sy ny fitantanana ny harena an-dranomasina amin’ny […]
Minisiteran’ny Toekarena sy ny vola: manentana ny mpiasa rehetra hiady amin’ny kolikoly
Ao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ady amin’ny kolikoly, 9 desambra, ny minisitera’ny Toekarena sy vola, manokana herinandro hiadiana amin’ny kolikoly nanomboka omaly 5 desambra. Voalohany ny misy hetsika fanentanana toy izao fa ny ady mitohy hatrany eto amin’ny firenena manamarika io fotoana io. Tanjona ny hampahafantatra sy hampandray anjara […]






