Nihaona tamin’ireo mpianatra Ankatso ny orinasa FTHM consulting, omaly maraina. Nampahafantatra ny asana consultant sy ny traikefa ananany ary nanome tolotr’asa (speed recruting) ho an’ireo mpianatra rehetra eo anivon’ny Sampam-pianarana Toekarena, fitantanana, fiarahamonina (Degs), ny sokajin’olona tilina tamin’ny fihaonana. Efa nahazo Master ny ankamaroan’izy ireo. “Manodidina ny 500.000 ny tanora […]
Other News
Rafitra vaovao: hapetraka ny tsenam-bola
Antsoina hoe «Marché des capitaux» ny tsenam-bola, ahazoana manolotra ny eo am-pelatanana ho an’izay mila vola. Renivola mipetra-potsiny tsy miasa, nefa tokony hampiroborobo ny toekarena eto Madagasikara. Antony ilay tsenam-bola, miaraka amin’ireo manam-bola. « Ny zava-misy dia ny banky sy ny mpampindram-bola madinika ihany no tena mamatsy ny toekarena. Koa hametraka […]
Raharaha Jirama: Samborina ny tale jeneraly roa nifandimby
Namoahan’ny fitsarana manokana miady amin’ny kolikoly (Pac) didy fampisamborana ny Tale jeneraly roa nifandimby tao amin’ny Jirama. Maro ny vesatra iampangana azy ireo. Niakatra teny amin’ny rafi-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac), ny alatsinainy teo, ny raharaha Jirama. Miisa 40 ny mpiasa sy mpitantana ity orinasam-panjakana ity voaantso teny. Naiditra am-ponja […]
Karate : samy vonona ny atleta avy amin’ i Solofo sy i Emile
Mitohy hatrany ny tantara eo amin’ny taranja karate malagasy. Raha toa ka niaraka fiaramanidina, ny alahady lasa teo, ny delegasiona avy amin’i Solofo Barijaona sy Ratefinanahary Emile, ankehitriny, efa samy nigadona any Durban izy ireo hiatrika ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika. Ny filoha sy ny mpikambana vitsivitsy no efa […]
Basikety-Africa Cup 3×3: hihaona voalohany amin’ i Madagasikara i Egypta
Ry zareo Egyptianina, tompon-trano, no hihaona amin’ ny Malagasy voalohany, amin’ ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny taranja basikety lalaovin’olona telo “Open” lehilahy. Fifaninanana hatao ny 3 sy 4 desambra izao, any Le Caire Egypta. Hifanandrina amin’i Botsoana amin’ny lalao faharoa, ary hamarana ny fihaonana amin’ ny Malagasy ao […]






