Nambaran’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny Handball, Ratsimandao Andriamanga Herilovasoa, ny zoma teo, tetsy Ampefiloha, fa hampiantrano lalao iraisam-pirenena roa ny Malagasy, amin’ity taona ity. Anisan’izany ny fifaninanana ho an’ny ranomasimbe Indianina, CCOI, izay hotanterahina any Toamasina, ny 8 hatramin’ny 15 febroary ho avy izao. Hatreto, mbola firenena roa ihany no fantatra […]
Other News
Pureplay Football League : Mbola manjaka ny Disciples FC
Fandresena hatrany! Nahita fahombiazana indray ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, ny faran’ny herinandro teo. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Elgeco Plus Analamanga, tao amin’ny Kianjan’ny Vélodrome Antsirabe. Fandresena fahefatra tamin’ny lalao efatra vita izany izao no azon’ny ekipan’i Vakinankaratra, manana isa 12 izy ireo. Iny kosa […]
Lomano: Hamoaka mpilomano sangany ny ligin’Analamanga
Nanokatra ny taom-pikatrohana 2026, ny faran’ny herinandro teo, ny ligin’Analamanga, taranja lomano. Mpilomano 154 no nifaninana teny amin’ny ANS Ampefiloha. Tanjon’ny ligin’Analamanga, taranja lomano, amin’ny fifaninanana karakarainy ny hamoaka mpilomano sangany afaka hisolo tena ny faritra, araka ny nambaran’ny filohany, Razafindramahatra Harijesy. Fifaninanana anisan’ny lehibe sy nahafahana namoaka ireo “Top […]
VAOVAO TAMBATRA
Misy ny laharana maitso 918 azo antsoina maimaimpoana ho an’ny olon-drehetra eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Natokana handraisana sy hanamorana ny fitorohana ireo tranga miendrika kolikoly sy fanairana ireo fihetsika ahiahina ho kolikoly io laharana io. Laharana amin’ny tambajotra Orange io 918 io, ny 032 32 11 918 kosa […]
Fanaingana ara-toekarena : Fiaraha-miasa vaovao amin’ny tsy miankina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 19 janoary teo, teto Antananarivo, ny Dinika ho fanaingana ny toekarena. Nitohy tany amin’ny renivohi-paritany dimy izany, nanatontosana ny tany amin’ireo faritra miisa 23, ary vita tamin’iny herinandro lasa iny. Nandrindra azy ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF), niaraka tamin’ny minisiteran’ny Indostria sy ny […]






