Other News

Niandry omby : Tovolahy roa niara-maty nilatsaham-potaka

Mahazo vahana ny olona maty hilatsaham-potaka tao anatin’ny hateloana. Lasibatra indray ny tovolahy miisa telo, tao Analavory. Vokany, maty ny roa. Maratra sy may ny naman’izy ireo iray. Nirefotra mafy ny varatra tany atsimon’ny tanànan’i Anosivola, fokontany Aminaviavy, kaominina ambanivohitra Analavory, ny 25 janoary 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora […]