Le député de Mahajanga II, Orlando Ramananarivo, a procédé hier à une mise au point, concernant le cas d’usurpation d’identité par quatre personnes agissant au nom du président de la Réforme et du Premier ministre dans la région de Boeny, district de Mahajanga. D’après le député, ces usurpateurs d’identité ont […]
Other News
Remaniement inéluctable: des ministres tiennent le cap, d’autres sur la sellette
Deux mois après leur nomination, certains membres du gouvernement Rajaonarivelo, vont se rendre compte qu’ils sont assis sur des sièges éjectables. L’heure du remaniement approche. Des têtes vont tomber. Dans son discours du Nouvel An, le président de la Refondation a annoncé qu’un remaniement aura lieu prochainement. A ce sujet, […]
TSELATRA
Raim-pianakaviana iray no noforain’ny ramatoa (anabaviny) iray tamin’ny antsy, afakomaly, tamin’ny 5 ora hariva tany Mahanoro. Naratra mafy teo amin’ny lohany, araka izany, izy. Noentina novonjena haingana tany amin’ny Case sanitaire Ambodiriana, Loharina. Noho ny ratra mafy nahazo azy, tsy maintsy nalefa any Mahanoro ny tenany. Ady tany ny antony […]
Betroka: Rongony 30 taonina mahery nodorana
Nodorana omaly avokoa ireo rongony milanja 30 117 kg tao amin’ny distrikan’i Betroka. Toarian’ny ezaka nataon’ ny zandarimaria manoloana ny firongatry ny trafikan-drongony ao an-toerana, rongony mitotaly 219 gony nogiazana. Olona miisa 12 voasambotra noho ny fihazonana sy fitanterana ary fikasana hamarotra ireo karazan-java-mahadomelina ireo. Na izany aza, tsy mbola voasambotra […]
Sahondrarimalala Marie Michelle : Angatahan’ny Brigade criminelle atao fanadihadiana indray
Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety, ny mpisolovava ny solombavahoaka voafidy tao Fianarantsoa I, Sahondrarimalala Marie Michelle, omaly. Nampanaovin’ny polisy économique Anosy, sonia mahakasika ny famaranana ny fitazomanana azy, ity minisitra teo aloha ity, omaly tamin’ ny 11 ora sy sasany atoandro. « Mbola tsy afaka nody anefa izy io, hatramin’ny omaly […]






