Other News

SOMBIM-BAOVAO

Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « Ampi’zay », hiarahan’ny MJS sy ny Terres en Mêlées manatanteraka. Nampisehoana ny atao hoe « Rugby for Change » an’ireo mpianatra. Fomba mampiroborobo ny firaisankina sy ny fitovian’ ny lahy sy vavy amin’ny alalan’ny rugby. Mihoatra ny […]

«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana

Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. Mampiavaka ity andiany faha-21 ity ny hamaroan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena, izay miisa 8. Anisan’ny manana anjara andraikitra lehibe amin’ny fahafantarana izany fitantanana ny fanatanjahantena izany ny mpanao gazety ka rariny raha manaraka fiofanana. Ankoatra izay, […]

Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy

Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Hisantatra izany, araka ny fandaminana, ireo ligy efa nisy teo aloha. Hotanterahina herinandro aorian’izay ny an’ireo ligy vaovao. Izay lany eo no hifidy indray ny filohan’ny federasionina (FSBM), ny 27 desambra […]

TARATRY ny KANTO

Hivoaka tsy ho ela ilay boky « Kanton’ny ta­niko » O’Suzah-Barijaona, nosoratan’i Liva Ramora­sata, mpampianatra sady mpikaroka eo amin’ny tontolon’ny mozika sy ny tantara. Boky mirakitra ireo hira miisa 21 novetsoin’ireo andrarezin’ny zavakanto mala­gasy ireo (O’Suzah-Barijaona). Anisan’izany ny « Avia hilalao », « Bako », « manimanina… Ahitana ihany koa ireo tantara nisongadina manokana tamin’ny fiainan’i Barijaona. […]

« Madagaslam Festival » : Hizara ny traikefany eto i Nico K

Vahiny manokan’ny « Ma­da­gascar Festival », amin’ity andiany faha-16 ity, i Nico K. Tonga omaly ity poeta, mpanao slam, mpanao rap fran­tsay ity, izay fanta-daza amin’ ny filalaovany ny teny. Niso­katra omaly mantsy ilay « Ex­poétique », etsy amin’ny IFM Analakely. Fampirantiana tsy mitovy amin’izay fahita fa anambaran’i Nico K ny fifandraisan’ny lahatsoratra sy […]